04/11/2024
🚨 ALERTE FORMATION VAOVAO BE😱
🛑AZA VAKIANA NY TOHINY ❌
❌Raha Olona efa mahay mifandray tsara amin'olona rehetra ianao ⁉️
❌Raha efa Hainao tsara ny misoroka fifandirana sy olana @ manodidina anao amin'ny fomba mety⁉️
❌Raha efa Hainao tsara daholo ny technique de communication ilain'ny leader ⁉️
❌Raha ohatra ka efa vitanao tsara ny hahatonga ny Olona Hifantoka sy hanaraka ny baikonao ⁉️
❌Raha efa Mahay mandresy lahatra tsara ianao⁉️
❌Raha efa mahavoafehy ny fahaizana miteny IMASOM-BAHOAKA IANAO ⁉️
❌Raha efa mahavoafehy Communication ianao ka tsy mila an'izany intsony ⁉️
❌Raha efa ANIMATEUR, ENQUÊTEUR, AGENT COMMERCIAL, AGENT SUR TERRAIN Matianina ianao dia tsy natao ho anao intsony ity ⁉️
✅Te Hanatsara ny fahaizanao mifandray aman'olona ve ianao !?
✅Te Hahay mandahateny tsara sy handresy lahatra !?
✅Sa Maniry hahafehy tsara AN'IZANY fahaizana miteny IMASOM-BAHOAKA izany
👉AHOANA NO ATAO RAHA TE HAHAY HANDRESY LAHATRA SY HO SAHY MITENY IMASOM-BAHOAKA IANAO !?
Raha misy mahaliana anao ny valin'ireo dia aza misalasala tonga manatrika an'ity Formation miavaka izay karakarainay ity,
➡️AVANTAGE-NAO ❣️
🚩Hahazo "Accompagnement 😱GRATUIT 1mois😱be izao ianao aoriana ny fampiofanana "😊
🚩Hahavoafehy Communication maromaro ihany koa ianao ao anatin'ny 1j monja
🚩Afaka manao ny asan'ny ANIMATEUR, ENQUÊTEUR, AGENT COMMERCIAL, SY NY AGENT SUR TERRAIN rehefa avy miatrika an'ity formation ity...
🛑Misy Attestation🥰après Formation, tena voafetra ny toerana mba hahamora an'ilay fanarahamaso.
🛑Mpampiofana efa zadraharaha no Hampiofana anao ao
Alefa Mp @ Page ny Anaranao Feno + Numéro téléphone dia hahavoaray Antso na Message avy aty aminay ianao aoriana kelin'izay...
Ity misy numéro raha mila fanazavana Fanampiny : 0340405636