E.F.A : English For All

E.F.A : English For All we teach english and we're located Andrainjato in the opposite of building D ambodramasy/Ambodramasy

29/08/2025
14/08/2025

🇧 COURS DE LANGUES FRANçAIS ANGLAIS(ANDRAINJATO)🇺🇸
⏭ Mitohy atrany ny fandraisana mpianatra amin'ny cours ato aminay🥰
⏭ Misy cours du jour sy soir😉
⏭ 3,4 fois/ semaine no mianatra
⏭ Misy cours de langues : Français 🇬🇧 anglais American sy Britanique 🇺🇸 ary ahitana niveaux rehetra ihany koa eny fa nadia mbola départ zéro aza😊😍
⏭ Fidirana voalohany : 26 Aout 2025
⏭ Fidirana faha 2: 01 Septembre 2025 hoavy izao
🏘 Toerana: Villa Jaune porte 18, 2ème ampitan'ny Bâtiement D mitsofoka ( amin'ny toerana misy pylons)
⏩ Raha mila fanazavana fanampiny dia manatona mivantana ao amin'ny birao na antsoy ireto laharana manaraka ireto:
📲 034 16 277 06

15/06/2025
27/05/2025

Formations Agent enquêteurs et Animateurs ho an'izay liana sy te hanao ireo formations reo dia efa afaka misoratra anarana dieny zao fa voafetra ny toerana.
toerana hanatanterahana ny formations : E.F.A : English For All ANDRAINJATO Ampitan'ny bâtiment D / Fianarantsoa
RAISO ANTANANA NY HO AVY NAO

20/05/2025
10/05/2025
Tonga izy ty ❤
09/05/2025

Tonga izy ty ❤

Te ho lasa matihanina amin'ny fandresen-dahatra rehefa na maneho hevitra amin'ny olona ( na iza na iza)?

Te hahay mitantana ny fotoana MBA hivadika ho tombony ho anao ny fotoananao ?

Te ho afaka amin'ny fo midobodoboka be sy ny ranjo mi tramble vokatry ny stress sy ny panique ireny ve ianao ?

Te hahay mitantana tsara ny fihetseham-po?

te hahay mitantany ny olo ho entimao vé enao?
Manana vahaolana mahafinaritra be sy voaporofo ho anao izahay, amin'ny alalan'ity formation développement personnel ity

Fotoana: 15;16;17 mai

Toerana : Villa jaune ampitan'ny bâtiment D/Andrainjato FIANARANTSOA ,

Lucien Romualdo JudickaelE.F.A : English For All with TEFL International Certificate
26/04/2025

Lucien Romualdo JudickaelE.F.A : English For All with TEFL International Certificate

24/04/2025

Tonga ndray ny cours ho an'ny promotion vaovao

27/03/2025

Address

Andrainjato
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E.F.A : English For All posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category