Saint Jo Fianarantsoa - Pejy Ofisialy

Saint Jo Fianarantsoa -  Pejy Ofisialy AD IT JOSEPH = DEMANDE À JOSEPH Lycée Catholique Saint Joseph Ambozontany

Salama aby eee.....fampatsiahivana ho an tsika rehetra fa manomboka anio 15/03/2025 ny fankalazana ny fetin tsekoly SJO ...
15/03/2025

Salama aby eee.....fampatsiahivana ho an tsika rehetra fa manomboka anio 15/03/2025 ny fankalazana ny fetin tsekoly SJO Ambozontany ka mifarana ny 20/03/2025 ho avy zao anasana an tsika rehetra maitimolaly sy ny RAD rehetra ary ny namana sy tapaka mba ho avy hanamasaka ny fety eee

21/01/2025

Miarahaba antsika rehetra membre
@ alahelo lehibe no ilazana @ tsika mpiara miasa ny RAD mpianatra ancien rehetra tato @ Collège Saint Joseph Ambozontany fa de nandao an tsika anio 21/01/2025 Mr Jean Marie Secrétaire ato @ Sekoly ny razana moa de eny Ambatovory toeram ponenany.. Natao zao filazana zao mba hampandrenesana antsika rehetra

19/03/2024

Aza adino ho an tsika rehetra fa mbola mitohy ny fety tsika eee

Mivavaha ho any fanahiny Frère Desmarais izay efa Directeur teto @ St Jo (Fr Rodin)
05/12/2022

Mivavaha ho any fanahiny Frère Desmarais izay efa Directeur teto @ St Jo (Fr Rodin)

Ankatoky ny fankalazalana ny Bicentenaire Freres du Sacre Coeur tsika zao eee
27/09/2021

Ankatoky ny fankalazalana ny Bicentenaire Freres du Sacre Coeur tsika zao eee

Mirarisoa ny ankizy 3eme ato @ Lycee SJO Ambozontany promotion BEMITA @ fiatrehana ny fanadinana @ herinandro 100% tanjo...
16/07/2021

Mirarisoa ny ankizy 3eme ato @ Lycee SJO Ambozontany promotion BEMITA @ fiatrehana ny fanadinana @ herinandro 100% tanjon tsika eee....ho eo ambany fitantanany Md Joseph hatrany anie nareo eee🙏

09/04/2021

Fampatsiahivana ho anareo ankizy Terminal ato @ SJO Ambozontany Fianarantsoa fa ny 14 Avril 2021 @ 7ora maraina ny visite médical anareo zay hatao ao @ Capr Mahamanina samia mifampilaza. Misaotra tompoko !

Miarahaba ny Fianakaviambe Collège Sjo Ambozontany tsy ankanavaka vita soa ny fety Fankalazana ny Md Joseph mpiaro ny Se...
21/03/2021

Miarahaba ny Fianakaviambe Collège Sjo Ambozontany tsy ankanavaka vita soa ny fety Fankalazana ny Md Joseph mpiaro ny Sekoly misaotra sy mankasitraka antsika rehetra t@ fandraisana anjara sy ny fanotronanana. Samy samy ho tahin Andriamanitra aby ô

19/03/2021

Faly miarahaba ny fianakaviambe Collège Saint Joseph Ambozontany rehetra tsy ankanavaka nahazo ny andro androany...afaka fotoana fohy isika de hiroso @ Sorona Masina

17/03/2021

Mitohy ny fety eeee....

Manomboka @ fomba ofisialy ny fety eto collège SJO Ambozontany Fianarantsoa....
17/03/2021

Manomboka @ fomba ofisialy ny fety eto collège SJO Ambozontany Fianarantsoa....

Isaky ny 19 Mars de mankalaza ny fety Md Joseph ny Fiangonanana sy ny rehetra eo ambany fiarovany , ka tsy diso anjara @...
15/03/2021

Isaky ny 19 Mars de mankalaza ny fety Md Joseph ny Fiangonanana sy ny rehetra eo ambany fiarovany , ka tsy diso anjara @ izany ny Lycée Saint Joseph Ambozontany Fianarantsoa zay miatomboka ny 17Mars ka hatr@ 20Mars 2021....misy ny hetsika isankarazany toy ny sport zavankanto hira aram pilazantsara zay hatao ento @ sekoly mandritra reo fotoana reo...koa anasana an tsika maintimolaly ny RAD mpianatra ny tapaka sy namana rehetra ho tonga hanontrona ny fankalazana zay ataontsika ko de tongava maro eee.....

Address

Ville Haute
Fianarantsoa

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00

Telephone

+261340438767

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Saint Jo Fianarantsoa - Pejy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Saint Jo Fianarantsoa - Pejy Ofisialy:

Shortcuts

Share

Category