Accumul Fianarantsoa

Accumul Fianarantsoa Activités Culturelles et Multilingustiques

07/05/2026
06/05/2026

🎹✨ COURS VIDÉO DE GOSPEL ✨🎹

Te hanatsara ny fitendrena piano-nao ve ianao ?
Te hahay Gospel, réharmonisation, accord de passage amin’ny niveau matotra ?

👉 Ity cours ity dia natao manokana ho an’izay efa mitendry fa te hampitombo fahaizana!

🔥 3 PACKS DISPONIBLES :
🎼 PACK 1 – COURS GOSPEL
➡️ 23 vidéos (3h+)
➡️ Technique, principe, réharmonisation, accord de passage
💰 40.000Ar

🎼 PACK 2 – ATELIER GOSPEL
➡️ 8 vidéos (2h30)
➡️ Exercices + application pratique (gospel & jazz)
💰 30.000Ar

🎼 PACK 3 – TUTO HIRA (13 ISA)
➡️ FFPM reharmonisé + techniques détaillées
💰 10.000Ar / hira
💰 60.000Ar / 13 hira

💥 OFFRE SPÉCIALE :
👉 Pack 1 + Pack 2 = 50.000Ar
👉 Pack complet (1+2+3) = 100.000Ar

📩 Alefa par mail ihany

📞 034 41 575 03 na MP raha liana isika

06/05/2026

🎹 Cours vidéo Piano 🎹

Te hianatra piano avy amin’ny zéro ka hatramin’ny niveau intermédiaire ve ianao ?

Ity programme ity dia efa nandalo tamin’ny mpianatra maherin'ny 500 ary nahazahoana vokatra tsara 👍

🎯 200 vidéos (2 à 7 min) – Méthode rapide sy progressive

📚 STRUCTURE (8 niveaux progressifs)
🔹 Niveau 1 à Niveau 4 : Débutant (Doigtés & bases)
✔️ Exercices tsotra sy mahomby
✔️ Manamafy coordination tanana

🔹 Niveau 5 à Niveau 8 : Intermédiaire (Gamme, accords, pratique)
✔️ Théorie mazava (gamme & accords)
✔️ Progression Anatole
✔️ Accords 7, 9, sus + applications

💰 15.000Ar / niveau
🔥 Raha alaina miaraka dia :
💰 80.000Ar fotsiny.

Alefa mail ihany ilay izy 💌📩

Tombony raha manjifa ny cours ianao :
✔️ Méthode mora arahina (5 min/jour)
✔️ Programme efa notsapaina sy nahomby
✔️ Coaching possible (suivi optionnel)

📩 Liana ?
Manorata MP na 034 41 575 03

🎹 Atomboy dieny izao ny fandrosoanao !

🔥 TE HANATSARA NY HO AVINAO VE IANAO? IZAO NO FOTOANA! 🔥📣 MISOKATRA INDRAY NY FISORATANA ANARANA ato amin'ny ACCUMUL Fia...
04/05/2026

🔥 TE HANATSARA NY HO AVINAO VE IANAO? IZAO NO FOTOANA! 🔥

📣 MISOKATRA INDRAY NY FISORATANA ANARANA ato amin'ny ACCUMUL Fianarantsoa.
18 MAY 2026 izao ny FIDIRANA MANARAKA

💡 FIANARANA MAHOMBY SY MAODERINA HO AN'NY TANORA:
🇫🇷 Français | 🇬🇧 Anglais | 💻 Informatique

✨ Nahoana no ACCUMUL?
✔️ 35 taona traikefa – efa voaporofo ny kalitao
✔️ Mpampianatra matihanina sy akaiky ny mpianatra
✔️ Fampianarana mora azo, mifanaraka amin’ny tanjonao

🎯 Cours mifanaraka aminao:
👉 Cours en groupe na cours particulier
👉 Cours de perfectionnement (hanatsarana haingana)
👉 Cours en ligne (ianara na aiza na aiza)

🎓 HO AN’NY MPIANATRA:
➡️ Cours spécial isaky ny Sabotsy maraina

🗣️ TENA HAHAY HIFANDRAY AMIN’NY TENY VAOVAO IANAO!
✔️ Expression orale (miteny avy hatrany, tsy miandry ela)
✔️ Informatique bureautique (Word, Excel, sns…)

⚠️ VOAFETRA NY TOERANA — Aza tara!

📍 Accumul Fianarantsoa – Anjoma (près Alliance Française)
📞 034 08 887 52

🚀 Avia hanomboka ny dianao anio, ho lasa matihanina rahampitso!

📣 MBOLA MITOHY NY FISORATANA ANARANA amin'ny FIDIRANA MANARAKA eto @ Accumul Fianarantsoa COURS de FRANÇAIS - ANGLAIS - ...
15/04/2026

📣 MBOLA MITOHY NY FISORATANA ANARANA amin'ny FIDIRANA MANARAKA eto @ Accumul Fianarantsoa
COURS de FRANÇAIS - ANGLAIS - INFORMATIQUE
*35 taona niorenana
*Mpampianatra efa manana traikefa
👉👉Misy ny cours normal (en groupe) sy ny cours particulier.
🛑 Misy ihany koa ny COURS DE PERFECTIONNEMENT sy ny COURS EN LIGNE.
🛑 Ho an'ny mpianatra dia misy ny Cours spécial POUR ELEVES isaky ny Sabotsy maraina.
👉Tongava misoratra anarana :
🔹Cours français sy anglais mianatra miresaka sy miteny avy hatrany. Cours d'expression orale.
🔹Cours d'informatique bureautique

❗❗ Voafetra ny toerana!
ACCUMUL Fianarantsoa Anjoma près Alliance Française
Tél: 034 08 887 52

🗓️ LUNDI 13 AVRIL 2026✅ FIDIRANA MANARAKA indray eto @ Accumul Fianarantsoa COURS de FRANÇAIS - ANGLAIS - INFORMATIQUE👉M...
25/03/2026

🗓️ LUNDI 13 AVRIL 2026
✅ FIDIRANA MANARAKA indray eto @ Accumul Fianarantsoa
COURS de FRANÇAIS - ANGLAIS - INFORMATIQUE
👉Misy ny cours normal (en groupe) sy ny cours particulier.
🛑 Misy ihany koa ny COURS DE PERFECTIONNEMENT sy ny COURS EN LIGNE.
🛑 Ho an'ny mpianatra dia misy ny Cours spécial POUR ELEVES isaky ny Sabotsy maraina.
👉Tongava misoratra anarana :
🔹Cours français sy anglais mianatra miresaka sy miteny avy hatrany. Cours d'expression orale.
🔹Cours d'informatique bureautique
*35 taona niorenana
*Mpampianatra efa manana traikefa
❗❗ Voafetra ny toerana!
ACCUMUL Fianarantsoa Anjoma près Alliance Française
Tél: 034 08 887 52

06/03/2026
🗓️ LUNDI 09 MARS 2026✅ FIDIRANA MANARAKA indray eto @ Accumul Fianarantsoa COURS de FRANÇAIS - ANGLAIS - INFORMATIQUE👉Mi...
02/03/2026

🗓️ LUNDI 09 MARS 2026
✅ FIDIRANA MANARAKA indray eto @ Accumul Fianarantsoa
COURS de FRANÇAIS - ANGLAIS - INFORMATIQUE
👉Misy ny cours normal (en groupe) sy ny cours particulier.
🛑 Misy ihany koa ny COURS DE PERFECTIONNEMENT sy ny COURS EN LIGNE.
Ho an'ny mpianatra dia misy ny Cours spécial POUR ELEVES isaky ny Sabotsy maraina.
👉Tongava misoratra anarana :
🔹Cours français sy anglais mianatra miresaka sy miteny avy hatrany. Cours d'expression orale.
🔹Cours d'informatique bureautique
*35 taona niorenana
*Mpampianatra efa manana traikefa
❗❗ Voafetra ny toerana!
ACCUMUL Fianarantsoa Anjoma près Alliance Française
Tél: 034 08 887 52

22/02/2026

Address

Fianarantsoa
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Accumul Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share