31/05/2026
Art Research and Training Center
"Construire des Compรฉtences, Transformer des Vies."
31/05/2026
31/05/2026
Indro Ary ny rentrรฉe manaraka dia aza tara fa efa natao mety amin'ny rehetra
31/05/2026
Ity Ary Ilay izy, dia aza tara fa araraoty araraoty
21/05/2026
Aza tara Ary e! Efa misokatra ny fisoratana anarana
๐๐ป FORMATION COUPE ET COUTURE
๐๐ป Modules rehetra miaraka amin'ny fanaoahana patron
๐๐ป 2 volana ny faharetany: tena mahay kosa ianao mivoaka avy ato no Sady mahazo certificat cachรฉ rouge mihitsy,
19/05/2026
Tena hoe tsara!
Hoanao te hianatra momba n'y broderie dia afaka manatona ety MANASOA fa ny ALATSINAINY 01 juin hoavy izao ny fidirana manaraka.
Fantatrao vรฉ fa afaka mamoaka tsara n'y talentanao ianao no Sady hidirambola? Hatoronay anao n'y karazana modely samy hafa ahafahanao mamoaka sary amin'ny akanjo, coussin, sns....
Tongava Ary misoratra anarana fa voafetra ny toerana
Plus d'informations: 0344330199
Toerana: Tsenahafakely Antarandolo (akaiky ny garage La Pointe)
04/05/2026
Vonona hampitombo ny fahaizanao sy hitondra fandrosoana ho an'ny asanao ve ianao? Mitady fivoarana sy fahaiza-manao vaovao amin'ity taona 2026 ity?
Manolotra anao FIOFANANA MIAVAKA ny ARTC Manasoa. Natao manokana hanampiana anao hahatratra ny tanjonao amin'ny alalan'ny fahazoana fahaiza-manao azo ampiharina avy hatrany.
Safidio amin'ireto taranja ireto ny mifanaraka amin'ny fanirianao:
๐งถ Crochet raphia/pelote
๐ชก Broderie
๐ Couture
๐งโ๐ณ Cuisine
๐ Call center
๐ Web Master
๐ Marketing digital
๐ป Informatique bureautique
๐ฃ๏ธ Langues Franรงais / Anglais
Omeo laka ny talentanao ary mianara fahaiza-manao mifanaraka amin'ny tsenan'ny asa.
๐ Toerana: Fianarantsoa Antarandolo (Ampitan'ny Tsenahafakely)
๐ Antsoy ny: 034 43 301 99
๐ Midira hafatra miafina avy hatrany ary.
Soraty INFO eo amin'ny commentaire raha liana ianao๐
03/05/2026
Inona ary ny fiofanana safidianao?
Soraty eo amin'ny commentaire ireo izay tianao hianarana ๐
Ianao anie no andrasana eee! Mbola mandray anao izahay hatramin'ny 11 MAI hoavy izao,
Tongava misoratra anarana ety @ ARTC MANASOA ANTARANDOLO Ary!
Tic tac โณ Andro vitsy sisa dia manomboka ny fiofanana ato amin'ny ARTC โจ
Ary IANAO, rahoviana ianao no hanapa-kevitra hanova ny hoavinao?๐ค
Mbola afaka misoratra anarana ireo izay vonona ny hiofana mahakasika ny :
- Crochet Raphia/pelote
- Feuillard
- Broderie
- Couture
- Cuisine
- Call center
- Langues Franรงais/ Anglais
- Marketing digital
- Informatique bureautique
- Web Master
- Musique ( Guitare, Piano, ...)
- Danse, ...
๐ฌ Soraty eo amin'ny commentaire izay mahaliana anao, izay tianao hianarana
๐ Afaka miditra hafatra miafina ihany koa
๐ FIANARANTSOA, Antarandolo Ampitan' Tsenahafakely
๐ 0344330199
29/04/2026
๐ ART Research and Training Center: Hanomboka ny fiofanana!
Efa vonona ve ianao hanomboka ny dingana vaovao amin'ny fiainanao? Ny 04 May izao ny fidirana ato amin'ny ARTC Manasoa.
Aza avela handalo fotsiny ity fahafahana ity. Ny fahaizana amam-pahalalana no fitaovana tsara indrindra handresena ny ho avy!
๐ Toerana: ARTC Manasoa Eto FIANARANTSOA ety Antarandolo Ampitan' Tsenahafakely
๐ 0344330199
๐
Daty: Alatsinainy 04 May 2026
๐ Ora: 08h00
๐ Soraty amin'ny "Commentaire" ny hoe "VONONA" raha mila fanazavana fanampiny ianao!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Tsenahafakely Antarandolo
Fianarantsoa
301