07/12/2023
Bonjour à tous
Hiresaka mikasika ny tsy fahombiazana isika androany
🍀 APPRENDRE A SURMONTER L' ÉCHEC 🍀
Surmonter l'échec peut être un processus difficile mais c'est aussi une opportunité d'apprentissage et de croissance personnelle
✅ L' échec vous pousse à grandir et à apprendre ( ny tsy fahombiazana dia manosika anao hivoatra sy hianatra
✅ L 'échec vous pousse à être humble ( manosika anao hanetry tena ihany koa ny tsy fahombiazana )
✅ L' échec vous rend créatif ( mahatonga anao hamorona ny tsy fahombiazana, manosika antsika hitady vahaolana ary hiezaka hanao tsaratsara kokoa,
👌🏻raha tsy misy ny tsy fahombiazana dia mampionona tena isika,
❌❌tsy handroso na oviana na oviana❌❌ ary hanao Zavatra mitovy foana
✅ L' échec vous prépare à réussir ( manomana anao amin'ny fahombiazana ny tsy fahombiazana)
✅L' échec vous apprend à vous aimer ( ny tsy fahombiazana dia mampianatra anao hitia ny tenanao, izany hoe raha sendra tsy fahombiazana ianao dia tsy maintsy mianatra mitia ny tenanao aloha)
Ny Hafatra tiana hampitaina amintsika Dia hoe
👌🏻 Raiso ho fahafahana ary ho lasa lesona ny tsy fahombiazana tsirairay , ho an'ny tenanao na ho an'ny hafa
👌🏻 Mandritra ny androm-piainana ianao dia tsy maintsy miatrika tsy fahombiazana fa afaka atao tsara manapa-kevitra hanova ny tsy fahombiazana ary hianatra handroso hatrany
👌🏻SOA HO LAVO HAHAY MAMINDRA
# Ndao hifampizara dia miaraka tafita 💪🙏🏻
# Coach LOVA