03/12/2025
ALC move forward 🇺🇲🇲🇬💖
ALC still stands
Thank to God🥰
English course
03/12/2025
ALC move forward 🇺🇲🇲🇬💖
ALC still stands
Thank to God🥰
15/10/2025
"The real way to get happiness is by giving out happiness to other people". 🥰
ALC FARAFANGANA 💗
meeting, communion, fraternity🇺🇲🇺🇲🇲🇬🇲🇬
20/09/2025
Fianarantsoa 🥰
22/08/2025
still stands.
We rise by lifting others👊🇲🇬🇺🇲🇺🇲
16/08/2025
-Amerikanina aty Atsimo Antsinanana (ALC FARAFANGANA 🥰)🇲🇬🇺🇲
Let's laugh our head off with ALC FARAFANGANA in August 31th, 2025👍"ALC Comedy show"
Toerana: LAMPANY PAROASY FO MASIN'I JESOA KATEDRALY FARAFANGANA
Fifiliana ho anay ALC Farafangana ny manasa antsika rehetra @ seho an-tsehatra izay ho tontosaina @ Alahady faha 31 Aogositra ho avy izao.
Ireto avy ary ny zavatra ho hitanao ao :
- "Comedy" @ teny Anglish
- speech ( lahan-teny @ teny Anglish)
- Dance (dihy)
- Fanetanana @ teny Anglisy, sns
Aza manahy ho antsika tsy Mbola mahay fa hisy ireo mpandika teny @ teny Malagasy 🇲🇬🥰
Manatena fahatongavanao fa ho feno fifalafiana ianao miaraka @ ALC.
Manasa anao ho tongo fa ho feno fifaliana ianao miaraka @ ALC.🥰🇲🇬🇺🇲
10/08/2025
, # ALC Farafangana for kids
Fun and games a with purpose🇺🇲🇺🇲🇲🇬
Sady milalao no mianatra 🇲🇬🇲🇬
11/07/2025
ALC FARAFANGANA 💗
English course for everybody🥰🇺🇲🇺🇲🇲🇬🇲🇬
📚 “The beautiful thing about learning is that nobody can take it away from you.”
— B.
09/06/2025
Farafangana 🥰
Efa misy ny " Certificat international" toy ny " TESOL SY TEFL" ato @ ALC. Ka ho antsika mpianatra nahavita ny Level 2 dia afaka manao fanadinana "international".
Iza ndray ary no hiaraka ity" 6 ème promotion" ny ALC Farafangana ity. 🥰🥰
Tsy Mbola nadiso ary tsy handiso fanatenana ho an'izany manaraka ny " méthode" fa ny fanatsarana hatrany no misy mba hahafahanao hifanerasera aminy vahiny ao anatiny fotoana fohy nefa mahomby 💖🥰
01/05/2025
09/04/2025
preposition 🥰
Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Faby Patience, Jean Fidele Rasolonjatovo, Rjr Almananarien, Wēll Dīñot, Tahiriniaina Andriamihaja, Milanô Nomenjanahary, Mamisoa Sarobidy, Jean Luc Ratinahasimalala, Fanirinirina Rolland Ravonjisoa, Tojo Tiavina Rabenjaharisoa
Hi everybody!
Ho atsika eto Farafangana
Te hahay teny ao anatin'ny fotoana ve ianao?
aza misalasala ary miantso na mandefa mp fa vonona hanome ny tsara ho anao ny Course.
034 19 787 58
032 87 629 39
and 's_help_one_another