ISSFP Anjoma Fianarantsoa

ISSFP Anjoma Fianarantsoa

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ISSFP Anjoma Fianarantsoa, Education, Fianarantsoa.

Photos from ISSFP Anjoma Fianarantsoa's post 29/04/2026

❗Salon de l'Etudiant 2e Edition - Pietra Hôtel
Ho anao izay manana Bacc ka liana te hanao Infirmier(ère) na Sage-femme
Tongava mitsidika anay ao @ Pietra Hôtel rahampitso ☺️

Photos from ISSFP Anjoma Fianarantsoa's post 27/03/2026

Graduation Day🎓
ISSFP - IFPF Tambohobe Fianarantsoa

26/03/2026

Ora sisa ni isaina ⏰⏳

23/03/2026

Bonsoir Daholo
Ireto ny Ekipa tafakatra @ dingana famaranan Karaoke Duo
1- Lazzi & Margela
2- Eny & Meva
3- Junot & Victor
4- Lafatra & Rosa
5- Carinah & Mickaël

@ 27 Mars 2026 @ 7ora hariva zany ny fotoana e
🥰

09/02/2026

❤️‍🔥❤️‍🔥❤️‍🔥

16/12/2025

Mirary soa ny L3 izay miatrika ny "Soutenance" nanomboka androany 16 Décembre 2025

09/12/2025

RENTRÉE 2026
L1: Mardi 06 Janvier 2026
L2: Mercredi 07 Janvier 2026
L3: Jeudi 08 Janvier 2026
Efa manomboka ny Inscription sy ny Reinscription

21/11/2025

Ilazana isika L3 fa ny fara-fanaterana ny "Rapport de stage" 1,2 sy 3 (Rural) dia ny Alatsinainy 24 Novembre 2025 @ 12h

23/09/2025

Mbola mitohy ny fandraisana mpianatra vaovao
Ho anao izay maniry ny ho lasa INFIRMIER(ERE) sy SAGE-FEMME ka manana BACC (tsy mifidy serie)dia tongava misoratra anarana
Ireto daholo ny dossier ilaina:
-PHOTOCOPIE CERTIFIÉ DIPLÔME BACC et RELEVÉ DES NOTES
-PHOTOCOPIE CIN (legalisé)
-BULLETIN DE NAISSANCE
-CERTIFICAT DE RESIDENCE
-SARY TAPAKA 4
Frais de dossier : 15 000ar



Plus d'Info: 038 26 123 87 - 034 15 570 62
na manorata ao @ hafatra miafina

Photos from ISSFP Anjoma Fianarantsoa's post 12/09/2025

2e Journée Salon de l'Etudiant eto Tsianolondroa

27/04/2025

Rahampitso Alatsinainy 28 Avril @ 10 ora maraina dia hisy fampahafatarana antsika mahakasika ilay fanohizana fianarana any Ivelany.
Tsy mifidy filière ilay izy ☺️ Eny fa na mbola L1 aza ianao
Ho anao izay liana dia tongava daholo
Ety ISSFP Anjoma Fianarantsoa izany ny fotoana !

Want your school to be the top-listed School/college in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Fianarantsoa
301