Lycée Catholique Léon Dehon

Lycée Catholique Léon Dehon Sekoly Katolika tantanan’ny Dehonianina (SCJ). Kilasy faha 6 ka hatramin'ny famaranana A, C, D.

17/12/2025
12/12/2025
Arahabaina sy isaorana ireo lauréats eto amin'ny Sekolintsika, nandray anjara tamin'ny fihaonana maneran-tany ho an'ny S...
29/10/2025

Arahabaina sy isaorana ireo lauréats eto amin'ny Sekolintsika, nandray anjara tamin'ny fihaonana maneran-tany ho an'ny Sekoly Dehoniana. Fihaonana natao visio-conférence moa izy ity ny 28 Octobre 2025 teo ary nandraisan'ny Sekoly 12 anjara izay avy any Espagne, Chili, Brésil, USA, Canada, Indonésie, Madagascar. LOVE IN ACTION, CREATING TOMORROW'S WORLD, io no lohahevitra, ary natao tamin'ny teny anglisy. LCLD Fahaizana ombam-pahendrena. Vivat Cor Iesu!

09/09/2025

SEKOLY KATOLIKA MIJORO, MIAINA NY EVANJELY SY MANABE NY OLONA MANONTOLO HO ANTOKY NY HO AVY!
BONNE ANNEE SCOLAIRE E!

23/08/2025

ISIKA RAY AMAN-DRENY MANIRY HAMPIANA-JANAKA ATO AMIN'NY LCLD FA MBOLA MITOHY HATRANY NY FANDRAISANA MPIANATRA CLASSE DE SIXIEME (6è) HATRAMIN'NY TERMINALE! HARARAOTY ARY FA EFA AKAIKY NY FIDIRANA: 9 SEPTAMBRA IZAO.
Contact: 0344708925 na Tonga mivantana ao amin'ny birao Terminus 34 - Ankazobe
Fisokafana: 8h 30 - 11h30 ary 14h 30 - 16h 30.

13/08/2025

Arahabaina ianareo A1 rehetra 100%
Serie C: 66,66%
A2: 95,23%
D: 66,66
Bacc LCLD: 85,36%

10/07/2025

FIDIRANA 2025-2026

FELICITATIONS A VOUS TOUS!LCLD 100% BEPC 2025
09/07/2025

FELICITATIONS A VOUS TOUS!
LCLD 100% BEPC 2025

FETIN'I FO MASIN'I JESOAFITSOFAN-DRANO NY 3e SY TLearyFAMINDRANA FANION
27/06/2025

FETIN'I FO MASIN'I JESOA
FITSOFAN-DRANO NY 3e SY TLe
ary
FAMINDRANA FANION

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Julien Soloniaina, Razanantsoa Faranirina Marie Claudette...
26/06/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Julien Soloniaina, Razanantsoa Faranirina Marie Claudette, Judith Fanumeza'ny Aina, Lemana Rjbd de Sahafoza, Nivo Lalao, Jeneraly Kartel, Luc Luke, Daniel Manjaka, Aina Sedra, Judichaël RAZAKANANTENAINA , Monja MJ

Address

Ankazobe/BP 203
Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00

Telephone

+261344708925

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycée Catholique Léon Dehon posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category