Cours d'allemand à Fianarantsoa

Cours d'allemand à Fianarantsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cours d'allemand à Fianarantsoa, Language school, Tambohobe, Fianarantsoa.

21/12/2025

Offre @ rentrée 09 Février ndray 150.000ar ny Niveau A1 hoan'olona 05 Voalohany manao inscriptions
Mp ou 0344340659

14/12/2025

❌Offre -50%❌
06 places disponibles sisa
Mp aingana na tonga de miantso
0344340659

😍😍Tena betsaka ny lasa , reto ndray ary ny namantsika lasa 😍😍🎀🥳Tena Mamy anie zany e🎀🥳🙏🙏Encore Félicitations hoan'areo d...
14/12/2025

😍😍Tena betsaka ny lasa , reto ndray ary ny namantsika lasa 😍😍

🎀🥳Tena Mamy anie zany e🎀🥳

🙏🙏Encore Félicitations hoan'areo de mirary soa hotonga aminy tanjona izay irina ary mba horeharehanay🙏🙏

❤️Hoavy ny Noëly aleo asina cadeau Noël ❤️

❌Offre -50%❌ hoan'izay 10 Voalohany manao inscriptions Androany
Niveau A1 sy A2

Aleo tonga de miantso fa zay tonga Voalohany ihiany an
0344340659

17/11/2025

Satria Bdb nareo tsy tafiditra farany teo de nasina rentrée vao2
24 Novembre
Places 10 ihiany sisa libre

Tongasoa kie Carole a😍🥰Tsy mora ny sedra,saingy izay miezaka ihany no tafa e🇩🇪💪.Misaotra natoky anay 🥰❤️.Mamy be koa ila...
18/10/2025

Tongasoa kie Carole a😍🥰

Tsy mora ny sedra,saingy izay miezaka ihany no tafa e🇩🇪💪.
Misaotra natoky anay 🥰❤️.
Mamy be koa ilay sary,fa dia mankasitraka mizara hafaliana🥰❤️🙏

Tanteraka soamatsara ny fiofanana natao niarahana t@ Copec Fianarantsoa,sy ny avy ao@ FIMIBEAMA 🥰. Isaorana azy ireo hat...
16/10/2025

Tanteraka soamatsara ny fiofanana natao niarahana t@ Copec Fianarantsoa,sy ny avy ao@ FIMIBEAMA 🥰. Isaorana azy ireo hatrany@ fifampitokisana,sy fiaraha-miasa,fampandrosoana ny tanora🙏
Isaorana ireo mpianatra navitrika,ireo Ray aman-dreny nanotrona🙏.
Tsy fianarana miteny ihany no azonao ato aminay , fa misy tombontsoa ,ary mivelatra amin'ny sehatra maro🥰.

09/10/2025

Rentrée 27 Oct et 10 Nov
Inscription ouverte
Place limité

25/09/2025

Tapaka ary
Offre -50%
Hoan'olona 05 Voalohany manao inscription
Rentrée 10 Novembre

25/09/2025

Tinareo ve raha asina Offre -50% ny rentrée Novembre
A1,A2,B1
Sady io ny rentrée farany amty taona ity

Endlich 😌😌Du hast geschafft 💪💪💪, obwohl das nicht einfach war😌🥰also Herzlichen Glückwunsch 😍🥰 Ranjha😍🥰. Wir werden dich ...
10/09/2025

Endlich 😌😌
Du hast geschafft 💪💪💪, obwohl das nicht einfach war😌🥰also Herzlichen Glückwunsch 😍🥰 Ranjha😍🥰. Wir werden dich vermissen 😌🙈🎊.
Mirary soa hatrany any Allemagne.
Misaotra t@ zay fiarahana mamy teto

Tsara2 tonga dia miantso0344340659Nb: Rehefa tapitra ny offre dia miverina normal ny frais d'étude
10/09/2025

Tsara2 tonga dia miantso
0344340659

Nb: Rehefa tapitra ny offre dia miverina normal ny frais d'étude

04/09/2025

Tsy mety misokatra ny Mp ny page atohato ka izay mila plus d'informations tsara2 tonga dia miantso
0344340659

Address

Tambohobe
Fianarantsoa

Telephone

0344340659

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cours d'allemand à Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share