Cours SES en ligne

Cours SES en ligne Fampianarana
Sciences Economiques et Sociales

06/03/2022

Maro be isika no miteny fa tsy mety telechargena ilay pdf. Mila mampiasa messanger na miconnecte vao mahazo ilay pdf isika.

12/02/2022

efa manomboka mandefa ilay sujet izahay. Mila amis isika vao afaka andefasana azy. ajouteo ary i Kilandy Miseho dia andefaso sms hoe arahaba nahatratra ny taona 2022. Dia andefasanay ilay sujet corrigé ianao.
Fanamarihana : tsy votery hahazo ilay sujet eo noho eo isika fa alefanay foana io rehefa nangataka ianao.Identifier—o ao ary ny namana sao tara izy.

10/02/2022

Hizara sujet corrigé (Bacc SES) gratuit isika ho fiarabana tratry ny taona. Mila fanampiana anefa ia fipublier—na pdf fa tsy haiko. Izay mahay dia mba atoroy.

Maimaipoana ny fizarana atao ato amin'ny page-tsika ka ampio ireo namantsika hahita ny page
25/07/2021

Maimaipoana ny fizarana atao ato amin'ny page-tsika ka ampio ireo namantsika hahita ny page

19/07/2021

Révision ho antsika mpianatra haka BEPC (inverse d'un nombre, Math Collège)

02/07/2021

Vidéo 3 : Prix d'équilibre et quantité d'équilibre

23/06/2021

Vidéo 2 : Lois de l'offre et de la demande

19/06/2021

Vidéo 1 : Introduction aux Sciences Economiques et Sociales

Address

Anjoma
Fianarantsoa
301

Telephone

+261346898414

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cours SES en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share