17/03/2024
▶️ Aza mandany fotoana , aza mangataka fotoana lava reny fa omano dieny Zao ny hoavy nao, PIF TIC FIANARANTSOA Dia manolotra Fiofanana ho antsika mpianatra na efa miasa
▶️ Fiofanana mandritra ny Telo andro 21-22-22 Mars 2024 hoavy izao, Koa eny amin'ny LTP BERAVINA ny fotoanan-tsika
▶️10000 ariary ny fandraisana Anjara
▶️Midira Mp raha mila Fanazavana fanampiny
🔸🔸Koa Tonga Ary misoratra Anarana fa voafetra ho 20 ny toerana🔸🔸