Samirah Bika

Samirah Bika Vokatra natoraly tsy misy effet secondaire ary ahitana résultat

👋Coucou daholo😍   👉Efa afaka jifaintsika ry maman ilay CRÉME REPOUSE  izay tena mety be ho antsika te hanatsara volo, na...
14/06/2024

👋Coucou daholo😍

👉Efa afaka jifaintsika ry maman ilay CRÉME REPOUSE izay tena mety be ho antsika te hanatsara volo, na hanalava volo, na hitsabo ny vakivaky, na hanala angandrano😉

👉Tena tsara izy ity satria haingam-piasa ary ahitana résultats vetivety😉

👉Ny fampiasana azy : Hosorana CRÉME REPOUSSE ny volo mandritry izy sasana ka avela hilona 20min, ary kobanina tsara aveo😉

👉Marihina hatrany fa tsy misy effet secondaire ho an'ny volo ny produits antsika😉

👉Commande na miantso ny laharana 0389580006☎☎

🌿Vokatra natoraly🌿
🌿100 % BIO🌿

12/06/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Davies Banner, Forex Ihany

👋Coucou daholo😍👉Tena tsara be ireto produits  ireto ho antsika izay te hampitombo vatana, na mahatsiaro kelikely ka mani...
10/06/2024

👋Coucou daholo😍

👉Tena tsara be ireto produits ireto ho antsika izay te hampitombo vatana, na mahatsiaro kelikely ka maniry mba haka forme😉

👉Atolotra antsika ilay HUILLE VOLUMINEUSE & SAVON izay tena haingam-piasa tokoa ary azahoana vokatra vetivety😉

👉Ny fampiasana azy : Hosorana ilay menaka ny faritra tiana hampitomboana ka horina miakatra tsara, ary kobanina Savon ny maraina, averina hosorana savon mandritry ny 20min indray ka kobanina mafana izay zaka aveo😉

👉Marihina hatrany fa tsy misy effet secondaire ny produits antsika ary tena azahoana résultats tsara😉

👉Afaka jifaina na miantso ny laharana eo ☎☎


🌿Vokatra natoraly🌿
🌿100 % BIO🌿

👋Coucou daholo😍Efa tonga ny vokatra vaovao antsika an😊     👉Ho anao te hampitombo vatana na te ho nofosana, na reny mamp...
06/06/2024

👋Coucou daholo😍Efa tonga ny vokatra vaovao antsika an😊

👉Ho anao te hampitombo vatana na te ho nofosana, na reny mampinono, na avy narary ka te hamerina aina, aza adino fa efa afaka jifainao ilay PROTÉINE 100% BIO à base de Fenugrec, Lait, Baobab.

👉Ny fampiasana azy : Hoanina miaraka na ronono ny 1 sotrokely ny maraina sy ny hariva

👉Tsy izay ihany fa eo ihany koa ilay HUILLE VOLUMINÉUSE SY SAVON izay natao ho antsika te ho hahazo forme na hampitombo ny faritra rehetra eo toy ny : doudous, nounous, fe, sandry, balita, sns

👉Ny fampiasana azy : Hosorana ilay menaka ny alina alohan'ny atory ka horina miakatra tsara, ary sasana ny savony maraina, aveo averina hosorana savony mandritry ny 20min ka kobanina mafana izay zaka.

👉Tsara ho marihina hatrany fa tena ahitana vokatra ny produits antsika, ary tsy atahorana hisy effet secondaire velively satria efa vita tily sy andrana tsara😊

👉Ho anao izay hanjifa dia afaka miditra MP na miantso mivantana ny laharana eo ☎

🌿Vokatra natoraly 🌿
🌿100 % BIO 🌿

👋Coucou daholo maman sy ny tovovavy rehetra😍        👉Aza adino fa efa afaka jifaina ato aminay ireto vokatra natory 100 ...
05/06/2024

👋Coucou daholo maman sy ny tovovavy rehetra😍

👉Aza adino fa efa afaka jifaina ato aminay ireto vokatra natory 100 % Bio🌿ireto an !!

👉Tsy inona akory izany fa ilay CRÉME LE PARADIS SY SAVON CURCUMA😉 izay natokana ho antsika te Hanadio sy Hampamandina tarehy, ary tsy izay ihany fa manala panda sy tasy eo ny tarehy ihany ko izy ity an😉, ary tsy atahorana hisy effet secondaire velively
👉Ny fampiasana azy : Hosorana ilay créme ny alina hatory ary sasana maraina

👉Eo ihany ko ilay MASQUE RÉPOUSSE sy SHAMPOOING ary SÉRUM izay tena manatsara ny volo tokoa satria sady mampalandina, no mampatevina, no manala angadrano, ary indrindra fa mitsabo ny vakivaky👍🏻

👉Ny fampiasana azy : Hosorana créme repousse ny volo mandritra izy sasana ary havela hilona 20min, vita izay dia kobanina Shampooing, ary hosorana ilay sérum rehefa maina

👉Ny mahatsara ny vokatry tsika ry zareo dia izy tsy misy effet secondaire velively ary vetivety ny résultat satria une semaine aorian'ny nampiasana azy dia mahita vokatra😉

👉Afaka jifaina na miantso ny laharana eo ☎☎

🌿Vokatra natoraly🌿
🌿100% BIO🌿

Tsara foana ny mikarakara vatana amin'ny akora natoraly sady tsy misy effet segondaire -ho anao te hanena kibo, sy hana ...
02/05/2022

Tsara foana ny mikarakara vatana amin'ny akora natoraly sady tsy misy effet segondaire
-ho anao te hanena kibo, sy hana be doudousy, fe...
Tongava Mp

Manja be foana ny vehivavy rehefa madio sy malandilandina tsara ny tarehy -sady akora natoraly no hampiasaina efa maro n...
27/04/2022

Manja be foana ny vehivavy rehefa madio sy malandilandina tsara ny tarehy
-sady akora natoraly no hampiasaina efa maro no naita vokatra
-Mp na antsoy ny 0321711651

Tsara tarehy sy manja foana ny vehivavy rehefa tsara volo -ka raha manana olana amin'ny volo ianao andao ho karakaraina ...
26/04/2022

Tsara tarehy sy manja foana ny vehivavy rehefa tsara volo
-ka raha manana olana amin'ny volo ianao andao ho karakaraina e sady erinandro dia maita vokatra a
Mp na antsoy ny 0321711651

Te hanana volo lava sy matevina ary mangirana sy salama tsara toy ny volon'ny vehivavy indianina ve ianao? Afaka tantera...
22/04/2022

Te hanana volo lava sy matevina ary mangirana sy salama tsara toy ny volon'ny vehivavy indianina ve ianao?
Afaka tanterahana tsara izany raha mampiasa anito ianao
-Poudre indienne :18000 ar
Mp ary izay lina o

Address

Andrainjato
Fianarantsoa
301

Telephone

+261347711714

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Samirah Bika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category