14/09/2022
Izahay Dia afaka manao ny Saisie anao rehetra
-Manao mise en page, mis en forme pagination
-Manao correction sy relecture ny document anao izahay
Ho antsika izay hisafidy hampianatra ny taranja Frantsay, na hampanao formation, izahay ato amin'ny CSD dia manana Programme français :
- 6ème, 5ème, 4ème, 3èmè, 2nd (Leçon et exercice corriger)
- 1er sy Terminale L, S, OSE (Leçon et exercice corriger)
Aza misalasala mandefa hafatra miafina amin'ny pejy raha mila fanazavana fanampiny