21/06/2022
🔑🔑🔈Cours de vacances🔑🔑🔈
Misokatra ho anao izay liana ny hianatra teny vahiny ny C.F.L.E 🇺🇸🇫🇷
👉Raha te hahay ianao dia aza misalasala manantona anay akatokin'ny vacances zao
👉Natao hoan'ny olona rehetra ny hahay sy hahavoafehy ny teny vahiny🇫🇷🇺🇸
Antsoy avy hatrany ny laharana:0381068444 na manantona ny ivotoerana Antarandolo(akaikin'ny FRISQUETTE 4)
14/06/2022
🌴🌴Salama daholo, akaikin'ny vacance izao dia aza misalasala manantona ny ivotoerana fianarana teny vahiny C.F.L.E raha te hahay miteny vahiny(Frantsay🇫🇷 sy Anglisy🇺🇸) ianao,,
👉Ny saram-pianarana dia mirary hoatsika rehetra.
Ary omena 3 volana maimaipoana ianao mba hanamafisanao....
👉Mandray ankizy(Collegiens),tanora ary olon-dehibe izahay.
👉Ny toerana: akaikin'ny FRISQUETTE 4 Antarandolo
Na antsoy: 0349089534
Misy fianarana mandika teny maimaipoana.
22/05/2022
👉Te-hahay miteny vahiny ve ianao..?
Anglisy🇺🇸 na Frantsay🇫🇷..?
👉Anatin'ny 3 volana monja dia mahay miteny ianao..
👉Misy fanampiana manokana hoan'ireo izay tena mbola sahirana.
👉Misy fampianarana fandikana teny maimaipoana sy Tutoring.
👉Koa tongava fa vonona ny hampianatra anao izahay ato @ C.F.L.E......!
03/05/2022
🇫🇷🇱🇷 Cours de langues🇱🇷🇫🇷
👉Ne hésitez pas à nous joindre dès maintenant...
👉On est prêt à vous offrir des meilleurs enseignements pour l'apprentissage des langues étrangères..
👉On peut parler couramment le français et l'anglais et maîtriser dans 3mois.
👉Aza misalasala ny manantona anay manombok'izao raha te hahay hiteny vahiny ianao..Vonona ny hanome ny tsara izahay amin'ny fianarana izany mba hahafehezanao sy hitenenanao anatin'ny 3 volana monja an'izany teny vahiny izany...
Midira hafatra miafina raha liana ianao na antsoy ny laharana:
0349089534
Toerana: Antsororokavo akaikin'ny Frisquette