LTI - Language Tutoring Institute

LTI - Language Tutoring Institute 🇬🇧🇺🇸🇫🇷
LTI - Language Tutoring Institute
"Committed for progress"

ANKIZY VAOVAO, TONGAVA! 🔥📚 Mitohy ny fandraisana mpianatra vaovao ao amin’ny LTI!🗣️ Français & Anglais🎯 Pratique + Confi...
09/08/2026

ANKIZY VAOVAO, TONGAVA! 🔥
📚 Mitohy ny fandraisana mpianatra vaovao ao amin’ny LTI!
🗣️ Français & Anglais
🎯 Pratique + Confiance en soi
💯 Mianatra sady mampiasa!
👉 Raiso dieny izao ny toeran’ny zanakao! 🚀

02/08/2026
📚 COURS DE VACANCES – L.T.I 📚 🎓📅 Rentrée : 13 - 22 Juillet 2026⏰ Aza tara! Efa misokatra ny fisoratana anarana.✨ Pianatr...
04/07/2026

📚 COURS DE VACANCES – L.T.I 📚 🎓
📅 Rentrée : 13 - 22 Juillet 2026
⏰ Aza tara! Efa misokatra ny fisoratana anarana.
✨ Pianatra sangany, tena mahay ary reharehan'ny ray aman-dreny no fanambinay ato amin'ny L.T.I. Koa tongava raha tena te hahay😊.
📍 Adiresy : FJKM Antarandolo
📞 Contact : 034 71 615 97 / 034 81 241 92
⭐ L.T.I — Ny fahombiazanao no laharam-pahamehanay! ⭐

01/07/2026

📢 Mitohy hatrany ny vokatra!
Tsy mitsaha-mitombo ny fahatokisan'ireo efa nianatra teto aminay.
Anjaranao indray izao ny mahay! 📚✨
📍 FIANARANTSOA
🇫🇷🇬🇧🇺🇸 Te hianatra na hanatsara ny teny FRANÇAIS sy ANGLAIS ve ianao?
Misokatra ny fisoratana anarana ao amin'ny CENTRE L.T.I.
✅ Mandray débutant sy avancé ✅ Fampianarana tsotra sy mahomby ✅ Ho an'ny mpianatra, mpiasa ary izay rehetra te hahay teny vahiny
📍 Toerana : FJKM Atarandolo, Fianarantsoa
📞 Contact : 034 81 241 92 034 71 615 97
⏳ Aza tara, misoratra anarana dieny izao!
CENTRE L.T.I — Mianara teny, manokatra fahafahana.

28/06/2026

📍 FIANARANTSOA
🇫🇷🇬🇧🇺🇸 Te hianatra na hanatsara ny teny FRANÇAIS sy ANGLAIS ve ianao?
Ho anao izay mitady toerana azo antoka sy manome fampianarana tsara sy mahomby, mifanaraka amin’ny tanjonao sy ny haavonao, dia misokatra ho anao ny CENTRE L.T.I.
✅ Mitohy hatrany ny fisoratana anarana (inscription)
✅ Mandray niveau débutant
✅ Fampianarana tsotra sy mahomby
✅ Mety ho an’ny mpianatra, mpiasa ary izay rehetra te hianatra teny vahiny
📍 Toerana : FJKM Atarandolo, Fianarantsoa
📞 Contact :
034 81 241 92 / 034 71 615 97
⚠️ Aza tara! Misoratra anarana dieny izao fa mitohy hatrany ny inscription.
CENTRE L.T.I — Mianara teny, manokatra fahafahana. ✨

15/06/2026

🔥🔥🔥 ✨🎓 PRACTIQUE EN ACTION 🎓✨ 🔥🔥🔥
🗣️💥 "La théorie enseigne, la pratique transforme." 💥🗣️
📚✨ Nos élèves passent à l'action et développent leur confiance à chaque échange.
🔥⭐ PARLER • PRATIQUER • RÉUSSIR ⭐🔥
🚀🎯 Le progrès commence aujourd'hui ! 🎯🚀
🔥📖💯 💯📖🔥

31/05/2026

🚩COURS DE FRANÇAIS🇨🇵-ANGLAIS 🇬🇧🇺🇲 💯PRATIQUE avec L.T.I ANTARANDOLO.
👉Efa misokatra indray izao ny fidirana vaovao ka hararaoty😊
📌L-T-I:ILAY HANY SAFIDY TOKANA SY TSARA INDRINDRA TENA MAPAHAY ARY MAMALY NY FILANAO ANAO".
☎️0347161597-0348128192.

Address

Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LTI - Language Tutoring Institute posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share