Lycée Privé Adventiste Antarandolo - Fianarantsoa Madagascar

Lycée Privé Adventiste Antarandolo - Fianarantsoa Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lycée Privé Adventiste Antarandolo - Fianarantsoa Madagascar, High School, Antarandolo, Fianarantsoa.

"Matahora an'Andriamanitra, ka omeo voninahitra Izy; fa tonga ny andro* fitsarany; ary miankohofa eo anoloan'izay nanao ...
21/11/2025

"Matahora an'Andriamanitra, ka omeo voninahitra Izy; fa tonga ny andro* fitsarany; ary miankohofa eo anoloan'izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano. Apok 14:7

ANDRO FAHADIMY
Eto amin'ny LPAA

"Fitsarana"

60ème anniversaire LPAATee-shirts trois boutons -----100% cottonS-M-L-XL-XXL: 25000ar-----PolyCotton4-12ans=11.000ArS-L-...
13/03/2024

60ème anniversaire LPAA

Tee-shirts trois boutons
-----100% cotton
S-M-L-XL-XXL: 25000ar
-----PolyCotton
4-12ans=11.000Ar
S-L-M-XL= 14.000Ar

Miarahaba antsika rehetra eHo tohin'ny fankalazana ny faha60 taona dia:- antsoina ireo izay nandrato fianarana tao amin'...
06/03/2024

Miarahaba antsika rehetra e
Ho tohin'ny fankalazana ny faha60 taona dia:
- antsoina ireo izay nandrato fianarana tao amin'ny Lycée Privé Adventiste AntarandoloLycée Privé Adventiste Antarandolo - Fianarantsoa MadagascarFianarantsoa Madagascar rehetra mba ho tonga hivory, ny alahady 10 Marsa izao, amin'ny 9 ora maraina
Toerana: Antarandolo salle 20
Hisy ny dinika izay hiarahantsika rehetra, ka manantena ny fahatongavanao, indrindra isika manodidina ny Fianarantsoa
Misaotra sahady ny amin'ny fahatongavanao,
Manao ny filazana Mr Honoré, Maintimolaly
Aoka Samy hifampilaza

03/03/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fytsikina Fyniantsana Mikalo, Maximilien Charles Randriamanjakanarivo

Indreo ny Mpanabe manomana ny fakalazana ny faha-60 taona ny Lycée Privé Adventiste AntarandoloLycée Privé Adventiste An...
29/02/2024

Indreo ny Mpanabe manomana ny fakalazana ny faha-60 taona ny Lycée Privé Adventiste AntarandoloLycée Privé Adventiste Antarandolo - Fianarantsoa MadagascarFianarantsoa Madagascar
Ianao ve mba isany nandrato fahalalana sy fahendrena teto
Mba mentionné-o ny eto hoempiaramianatra taminao taloha ireny e
"Voatahy hianao mba ho fitahiana ho an'ny hafa"

Miarahaba antsika rehetra oh!Misy vaovao tiana ho lazaina ho an'ny rehetra, indrindra ianao izay Maintimolaly, mpianatra...
01/02/2024

Miarahaba antsika rehetra oh!
Misy vaovao tiana ho lazaina ho an'ny rehetra, indrindra ianao izay Maintimolaly, mpianatra fahiny teto amin'ny Lycée Privé Adventiste Antarandolo - Fianarantsoa Madagascar,
Hankalaza ny faha 60 taona nisiana isika amin'ity taona ity, ny farany volana mars, etoana dia efa manentana antsika sahady, entano ny namana rehetra,
Ho lazaina eto tsy ho ela ny programa rehetra.
Mankasitraka sy misaotra antsika rehetra

06/09/2022

Address

Antarandolo
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycée Privé Adventiste Antarandolo - Fianarantsoa Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category