J&H English Course

J&H English Course Cours d'anglais en ligne pour enfants. Nous apprendrons l'anglais tout en nous amusant

Hello 😊Aza adino fa efa mandeha ny fianarantsika teny anglisy amin'izao fotoana izao anFianarana teny anglisy natokana h...
25/08/2021

Hello 😊
Aza adino fa efa mandeha ny fianarantsika teny anglisy amin'izao fotoana izao an
Fianarana teny anglisy natokana ho an'ny ankizy 6-11 taona 😊
Aza misalasala mandefa mp aminay raha mahaliana anao izany

Satria maro ianareo n nanontany anay dia ireto avy ireo thèmes hianarantsika ato amin'ny J&H English Course :)Ireto ihan...
05/08/2021

Satria maro ianareo n nanontany anay dia ireto avy ireo thèmes hianarantsika ato amin'ny J&H English Course :)

Ireto ihany koa ny endrikendriky ny boky pdf ampiarahanay anatin'ilay pack mora dia mora.

Raha tsiahivina kely, J&H English Course dia cours d'anglais en ligne natokana ho an'ny ankizy 6-11 taona.

Tsidiho ny pejy ary mandefasa mp raha mahaliana anao izany.

Hi everyone 😍Tonga ity ny fialantsasatra ka tinay ny manolotra cours d'anglais en ligne natokana ho an'ny ankizy 6 -11 t...
05/08/2021

Hi everyone 😍

Tonga ity ny fialantsasatra ka tinay ny manolotra cours d'anglais en ligne natokana ho an'ny ankizy 6 -11 taona 🙂 (10 e - 7e)

Tsy aleo ve mianatra zava-baovao ny ankizy?

Ity cours ity d natao hianarany ny vocabulaires de base sy phrases en anglais mba tsy ho vahiny be intsony aminy rehefa lehibe izy

Satria en ligne d tsy mifidy fotoana hianarana isika fa izay tinareo no hianarana: mandefa video fotsiny dada sy neny d mijery ny mpianatra kelintsika 😍

Pack no nomaninay ka ireto avy no ao anatiny:
-video cours thématiques manazava ireo vocabulaires ilainy amin'ny andavanandro (fanazavana amin'ny teny malagasy)
-livre pdf illustré
-dessins animés en anglais
-hiran'ankizy en anglais

Raha mahaliana anao ireo d manasa anao hiditra hafatra miafina.

Natao mirary ny saram-pianarana ho fitsinjovana antsika rehetra. 😍

11/05/2021

Hello 🤗

🇬🇧 COURS D'ANGLAIS EN LIGNE POUR ENFANTS🇬🇧

🔔J&H English Course est un cours d'anglais en ligne spécialement dédié aux enfants.
🎙Nous apprendrons l'anglais tout en nous amusant 😍
Envoyez-nous un message privé pour avoir plus de détails 😎

Address

Fianarantsoa
301

Telephone

+261345570596

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when J&H English Course posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category