Ampela Miavaka

Ampela Miavaka � Ny fahombiazana tsy kisendrasendra, fa natao ho an'izay milofo aminy �

♀️Faly Manasa antsika vehivavy rehetra eto   ♀️ Conférence natokana ho an'ny vehivavy te hanan'asa sy te handroso arak'a...
19/08/2024

♀️Faly Manasa antsika vehivavy rehetra eto
♀️ Conférence natokana ho an'ny vehivavy te hanan'asa sy te handroso arak'asa
♀️Raha amin'izao vanim-potoana iainantsika izao dia tsara kokoa raha samy mampidi-bola na lahy na vavy
♀️Isany mahatonga antsika vehivavy hijaly ( ara-batana, ara-tsaina, ara-ekonomika) ny tsy fananan'asa 🔴 izay tena iainantsika herisetra
♀️ Mahatsapa ho manana adidy ny ekipan'ny ka noho izany indrindra no nanaovana ity " conférence" ity
♀️Tari-dalana sy toro-lalana afahantsika vehivavy mahita asa sy manan'asa
♀️ Maimaimpoana izy ity
♀️ Koa izay rehetra maniry ny Hanatrika dia mila manoratra anarana satria voafetra ny toerana

♀️ Miditra Mp avy hatrany dia ao mahazo ny andinindiny misimisy kokoa

♀️ Zarao ho an'ny vehivavy namana ❤️

🌸Koloy ianao🌸Haingoy ianao🌸Makà endrika tsara🌸Esory ireo ahidratsy mety hanimba anao (Fahazarana, olona, sakafo, toetra ...
22/07/2024

🌸Koloy ianao
🌸Haingoy ianao
🌸Makà endrika tsara
🌸Esory ireo ahidratsy mety hanimba anao (Fahazarana, olona, sakafo, toetra sns...)

21/07/2024

Mianara manao zavatra irery,
Mianara manome ho anao (fitiavana sy izay mety ilainy)

20/07/2024

Devenez la meilleure version de toi même

19/07/2024

Vola tadiavina ry reto fa tsy PAPASOSY a
SAROBIDY ho aho ianao

18/07/2024

Ry vehivavy o, sarobidy sy ilaina ianao, aza mandany andro amin'olona tsy mila anao sy manambany anao🙏

Address

Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ampela Miavaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category