Samy miaina

Samy miaina

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Samy miaina, LTP Beravina, Fianarantsoa.

19/02/2024

Nous avons le plaisir de vous inviter à une présentation captivante sur "Les Métiers du Web" avec RABIALAHY Solofoniaina, Webmaster Freelance et Fondateur de Mission Madagascar. Découvrez les diverses voies professionnelles dans le domaine du web et obtenez des conseils avisés pour réussir dans ce secteur en pleine croissance. 💼💡

Cet événement est ouvert à tous, et l'entrée est libre ! Venez nombreux pour une opportunité unique d'explorer le monde excitant du web et de développer votre carrière. 💻💬

25/02/2022

AHOANA NO ATAO REHEFA HANORATRA CV ?

Fantaro fa ny CV no lakilé afahanao mihaona voalohany amin’izay ho mpampiasa anao. Noho izany, tsy azo atao tsinontsinona izy io. Ity misy torohevitra vitsivitsy mety hanampy anao amin’izany :

👉 Tadidio hatrany fa tsy ianao irery no mandefa dossier amin’ny tolotr’asa anakiray. Mazava ho azy fa mety hisy tsy hovakiana mihitsy ny sasany amin’ireo. Noho izany, ny tanjonao voalohany dia mba ho anisan’ilay voavaky ny anao.

👉 Ny endrika ivelany (design) sy ny firafitra (mise en page) : raha vao mitopy amin’ny CV-nao ny mason’ny recruteur dia tokony ho liana avy hatrany na dia mbola tsy namaky ny ao anatiny aza. Ilaina ny fahaizana mampiasa sy mampiady ny loko (tsara raha tsy mihoatra ny 3 karazana), atao izay hananany endrika maha-tehijery, ny soratra koa atao mora vakiana.

👉 Mety hanana endrika maro ny CV fa ireto kosa no tsy afa-miala ao anatin’izany :
1 - Entête : Ny mombamomba anao sy izay afahan’ny mpampiasa mifandray aminao, mety misy sary na tsia
2- Formations et diplômes : ireo fianarana nataonao
3- Expériences professionnelles : ireo traikefa na asa efa nataonao
4- Compétences : ireo fahaizanao hafa mety hilaina ao anatin’ny asa

👉 Azonao atao ny mametaka sary ary atao sary mihaja sy matotra tsara. Tsara koa ny mametraka an’ireo centres d’intérêts fa ezaho hatrany mba ho pejy tokana ihany izy rehetra ka ho hita indray mijery.

👉 Ataovy mifanaraka tsara amin’ny asa tadiavinao ny votoatin’ny CV-nao ; aza manao CV standard fotsiny fa ovay hifanaraka tsara arakarak’ilay asa.

👉 Tsy azo asiana diso mihitsy na dia iray aza ; Soraty mazava tsara, vakio ary avereno vakiana imbetsaka vao alefa. Tsara koa raha ampamakiana olona hafa mihitsy mialoha ny handefasana azy.

👉 Expérience professionnelle : tsara raha izay traikefa mifandraika amin’ny asa tadiavina ihany no soratana ao ary izay manan-danja . Atao mazava tsara ny Toerana, daty, asa natao. Alahatra araky ny daty ilay izy ary izay natao farany no soratana voalohany.

👉 Formations : tahaka ny expérience ihany koa ny fandaharana azy, tsy hadino ny daty, titre n’ny fianarana natao na ny diplaoma, toerana nianarana.

👉 Aoka izay zavatra marina ihany no soratana ao anaty CV, ary tsimaintsy fantatra foana raha mandainga. Tadidio fa azon’ny recruteur anontaniana anao daholo izay nosoratanao ao anaty CV ary ny zavatra soratanao ao dia efa afahana mamaritra ny mety ho toetra sy fomba fiasanao.

👉 Azonao atao ny mametraka ny « Expériences » mialoha ny formations raha efa manana expériences ianao. Raha tsia kosa dia ny Formations ihany no tsara apetraka mialoha.

25/02/2022

: L’Ukraine est victime d’une cyberattaque massive, un malware supprime toutes les données des PC

Alors qu’elle se fait en ce moment même envahir par la Russie, l’Ukraine subit une cyberattaque de grande ampleur. Le malware HermeticWiper infecte des centaines de PC à travers le pays. Comme son nom l’indique, il s’agit d’un wiper, un programme malveillant ayant pour rôle de supprimer l’intégralité des données stockées sur une machine.

Il faut dire que la Russie a une sérieuse réputation en matière de cyberattaque. En 2021, les pirates russes ont empoché à eux seuls 74 % des revenus provenant de ransomwares.
Source : https://www.phonandroid.com/lukraine-est-victime-dune-cyberattaque-massive-un-malware-supprime-toutes-les-donnees-des-pc.html

Want your school to be the top-listed School/college in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


LTP Beravina
Fianarantsoa

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00