26/04/2023
Miarahaba.
Faly manentana antsika Ray aman-dreny sy ny manodidina fa hisy fampisehoana cirque izay hatao eny amin'ny gymnase couvert Ambatomena ny 07 mai ho avy izao.
Mahafinaritra ny zavatra asehon'izy ireo ao.
Ny tapakila dia misy amidy ato an-tsekoly. Misy ho an'ny saranga rehetra.
Misaotra
18/04/2023
Félicitation mon Fiston.
C'est notre enfant Faly qui a obtenu le lauréat du CEPE au niveau des écoles publiques année 2022.
27/06/2022
Faly miarahaba anao ny Collège Privé LA PUISSANCE.
Miarahaba antsika mpianatra classe de 7ème koa nahatratra ny 100% tamin'ny valim-panadinana CEPE.
Ankasitrahana koa ny fiaraha-miasa taminareo Ray aman-dReny.
01/12/2020
Faly miarahaba anao ny Collège La Puissance
08/04/2020
Sortie récréative du 06 mars 2020 à Antanantsoa
08/04/2020
Cette page est ouverte à tous les partenaires du collège