08/05/2026
๐ผ FORMATION CHEF DE CHลUR ๐ถ
Ho antsika eto Fianarantsoa !!
Natao ho antsika izay te hitarika chorale amin'ny fomba matihanina sy te hanatsara ny fahalalana mozika.
Misokatra indray ny formation โChef de chลurโ natao ho anโny :
๐ Chefs de chลur
๐ Mpihira sy mpitendry
๐ Responsables chorale
๐ Olona tia mozika sy te hivoatra
๐ Hianarana ao :
โ Formation musicale approfondie
โ Harmonisation ร 4 voix
โ Composition & transcription
โ Technique vocale pour chลur
โ Direction artistique
โ Pรฉdagogie
๐ Vendredi : 16h ร 18h
๐
Rentrรฉe : Vendredi 22 Mai 2026 ร 16h
โณ Durรฉe : 4 mois
๐ Toerana : Anjoma en face Alliance Franรงaise (ATT taloha)
๐ 034 41 575 03 / 032 72 758 84 na MP
โ ๏ธ INSCRIPTION OUVERTE
โ ๏ธ Voafetra ny toerana !
05/04/2026
๐ผ๐๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐๐ ๐๐จ๐ฅ๐๐\๐๐จ๐ฅ๐รจ๐ ๐ ๐๐ญ ๐
๐จ๐ซ๐ฆ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ก๐๐ ๐๐ ๐๐กล๐ฎ๐ซ๐ต Eto Fianarantsoa !!
๐ธ ๐๐ฐ๐ถ๐ณ๐ด ๐ฅ๐ฆ ๐๐ฐ๐ญ๐ง๐ข ๐ด๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐งรจ๐จ๐ฆ :
๐ท Cours รฉlรฉmentaires :
๐ฐ Mianatra mamaky naoty am-bava sy thรฉorie musicale de base.
*Mianatra in-1 isak'erinandro : Sabotsy
Na
*Mianatra in-2 isak'erinandro : Talata sy Alakamisy
๐ท Cours approfondi :
๐ฐ Mianatra mametraka sy manoratra ireo feo 4 ary mianatra thรฉorie lalina kokoa.
*Mianatra in-1 isak'erinandro : Sabotsy
Na
*Mianatra in-2 isak'erinandro : Talata sy Alakamisy
๐ธ๐๐ฐ๐ณ๐ฎ๐ข๐ต๐ช๐ฐ๐ฏ ๐๐ฉ๐ฆ๐ง ๐ฅ๐ฆ ๐ค๐ฉล๐ถ๐ณ :
Natao ho antsika izay te hitarika antoko mpihira na koa maniry ny hanana fahalalana bebe kokoa amin'ny fitarihana choeur.
๐ฐ Mianatra tekinika maro amin'ny fitarihana chลur sy theorie muscale approfondie kokoa.
*Mianatra in-1 isak'erinandro : Zoma
Na
*Mianatra in-2 isak'erinandro : Alarobia sy Zoma
๐Toerana : Anjoma apitan'ny alliance franรงaise (ATT taloha)
๐Fanazavana fanampiny : MP na 034 41 575 03/ 032 72 758 84
11/02/2026
๐ฅ๐๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐ฏ๐ข๐รฉ๐จ๐ฌ ๐๐จ๐ฅ๐๐/๐๐จ๐ฅ๐รจ๐ ๐๐ถ
Teny malagasy mazava tsara daholo ๐
Cours รฉlรฉmentaires :
๐ Natao ho antsika izay vao hianatra hamaky Solfa na Solfรจge mihitsy :
**Solfa : 12 vidรฉos (7h 32mn) - 30.000Ar
**Solfรจge : 12 vidรฉos (8h21mn) - 30.000Ar
Cours Harmonisation ร 4 voix (Mรฉthode Solfa) :
๐ Hianarana mametraka sy mandrindra ireo feo efatra.
- 25 vidรฉos (19h20mn)
- 30.000Ar
๐ง Alefa mail ihany ireo
๐ธMvola : 034 41 575 03
16/01/2026
๐ผ๐๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐๐ ๐๐จ๐ฅ๐๐\๐๐จ๐ฅ๐รจ๐ ๐ ๐๐ญ ๐
๐จ๐ซ๐ฆ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ก๐๐ ๐๐ ๐๐กล๐ฎ๐ซ๐ต
๐ธ ๐๐ฐ๐ถ๐ณ๐ด ๐ฅ๐ฆ ๐๐ฐ๐ญ๐ง๐ข ๐ด๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐งรจ๐จ๐ฆ :
๐ฐ Mianatra mamaky naoty am-bava sy thรฉorie musicale de base.
๐๏ธ Fidirana : Talata 03 Fev 2026
๐ง 12h30 atoandro
๐ธ๐๐ฐ๐ณ๐ฎ๐ข๐ต๐ช๐ฐ๐ฏ ๐๐ฉ๐ฆ๐ง ๐ฅ๐ฆ ๐ค๐ฉล๐ถ๐ณ :
Natao ho antsika izay te hitarika antoko mpihira na koa maniry ny hanana fahalalana bebe kokoa amin'ny fitarihana choeur.
๐ฐ Mianatra tekinika maro sy theorie muscale approfondie kokoa.
๐๏ธ Fidirana : Talata 03 Fev 2026
๐ก 6h30 maraina
๐Toerana : Isotry Ambodifiakarana
๐Fanazavana fanampiny : MP na 034 41 575 03
24/12/2025
๐ฅ ๐๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐๐ข๐รฉ๐จ ๐๐ ๐๐จ๐ฅ๐๐ ๐ถ
Cours รฉlรฉmentaires :
๐ Natao ho antsika izay vao hianatra hamaky Solfa mihitsy
- 12 vidรฉos (6h 50mn)
- 30.000Ar
Cours Harmonisation ร 4 voix :
๐ Hianarana mametraka ireo feo efatra.
- 25 videos (19h20mn)
- 30.000Ar
Izy rehetra miaraka : 50.000Ar
๐ง Alefa mail ihany
๐ธMvola : 034 41 575 03
16/07/2025
๐ถ Cours HARMONISATION ร 4 voix ๐ถ
(mรฉthode SOLFA)
Ny zavatra hianarana ao :
๐ Analyse harmonique
- Ahitana ireo thรฉorie fototra ary miditra lalina amin'ny Harmonie
๐๏ธ Composition musicale :
- Hianarana ireo lalร na isan-karany amin'ny fandrafetana accord ho ana "mรฉlodie" iray
- Ny fomba fampiasana ireo karazana accord amina hira
- Fandrafetana hira iray feno.
Cours 100% Thรฉorie 100% exercices pratiques :)
Tena tsara kalitao ๐ฅ
โก๏ธ Natao ho antsika : Mpamoron-kira, mpitendry, mpihira, mpitendrim-piangonana, mpampianatra hira, mpandrindra mozika.
โ ๏ธN.B : Tsara raha efa mahay solfa no manao azy
โ
Azo atao ny mianatra azy EN LIGNE ๐ (mianatra indray isak'erinandro sur plateforme)
Na tonga dia vidiana daholo ireo cours vidรฉo rehetra.
๐ฅ Vidรฉo 25 chapitres, 20h15min au total
Fanazavana fanampiny : 034 41 575 03 na MP avy hatrany
21/05/2025
COIRS EN LIGNE / VIDรO
~ SOLFA & SOLFรGE ~
Maro isika no manontany hoe tena hahaizana ve ilay cours en ligne sy cours vidรฉo ! Dia indro ny sombiny amin'ny cours iray izay hita ao amin'ny cours de SOLFA (3รจme cours sur les 12 cours)
Toy ny mianatra mivantana mihitsy ianao (manaraka ny pratique ary mandray notes)
Efa betsaka no nahita soa ka aza misalasala raha hianatra EN LIGNE Solfa na Solfรจge ๐ฌ๐
Mandefa MP avy hatrany raha liana isika na 034 41 575 03
3 Solfa S3