Lycée Ialamarina

Lycée  Ialamarina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lycée Ialamarina, High School, Fianarantsoa.

Vita n'y fety Ary nandeha araka n'y tokony ho izy n'y natao.tsy nisy korontana fa Samy nahazo n'y tokony sahaza azy n'a ...
19/03/2024

Vita n'y fety Ary nandeha araka n'y tokony ho izy n'y natao.tsy nisy korontana fa Samy nahazo n'y tokony sahaza azy n'a n'y mpianatra n'a n'y mpampianatra Ary indrindra fa n'y mpanatrika.Ho an'ny fanabeazana hatrany.

15/03/2024

Fanomanana fety n'y sekoly, taona 2023-2024.Mbola fanomanana.

Voyage d'étude n'y mpianatry lycée Ialamarina.Date:01/06/23.Natzo izany MBA hisian n'y fivelanarana ara tsaina eo @ Zaza...
04/06/2023

Voyage d'étude n'y mpianatry lycée Ialamarina.
Date:01/06/23.Natzo izany MBA hisian n'y fivelanarana ara tsaina eo @ Zaza beazina.

Eto dia hita fa nitoto nahafotsy ary nahandro nahamasaka tokoa ireo mpanohana avy @ tetik'asa Fivoy izay isaorana manoka...
17/07/2022

Eto dia hita fa nitoto nahafotsy ary nahandro nahamasaka tokoa ireo mpanohana avy @ tetik'asa Fivoy izay isaorana manokana fa nody ventiny ny rano nantsakaina.koa dia etoana ihany koa no irariana ireo mpianatra hiatrika fanadinana baccL.mba hahavita sy hahatotosa hatramin'ny farany ny zavatra hatao koa samy tahin ny zanahary aby.courage et bonne vancances.

Androany ny le 02 Avril 2022 no fotoana hametahana ny varavara kely ny sekoly.Atao izao mba ialana amin'ny rivotra sy ny...
02/04/2022

Androany ny le 02 Avril 2022 no fotoana hametahana ny varavara kely ny sekoly.Atao izao mba ialana amin'ny rivotra sy ny hatsiaka rehefa manao examen @ le 05 Avril 2022

02/04/2022
Vita ny 23-03-22 ny fanaova ny journée d'ecole ny Lycée communautaire Ialamarina ka isaorany ny Mpampianatra ary ny mpia...
24/03/2022

Vita ny 23-03-22 ny fanaova ny journée d'ecole ny Lycée communautaire Ialamarina ka isaorany ny Mpampianatra ary ny mpianatra sy ny President ny Fram nahavita an'izany.

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycée Ialamarina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Lycée Ialamarina:

Shortcuts

Share

Category