Mr BLACK from E.F.C

Mr BLACK from E.F.C

Share

This page is for those who love English and French

Photos from Mr BLACK from E.F.C's post 10/05/2023

Tonga indray ny fidirana vaovao ato E. T. C Andrainjato fianarantsoaE. T. C Andrainjato fianarantsoa E. T. C Andrainjato fianarantsoaE. T. C Andrainjato fianarantsoa C Andrainjato fianarantsoa
Cours de: FRANÇAIS PARLÉ
ANGLAIS PARLÉ
ITALIEN PARLÉ ET ÉCRIT

efa misokatra ny fisoratana anarana koa afaka mandray anao zahay.
MISY VAZAHA MPAMPIOFANA ihany koa ato aminay.
Toerana: Avaratra Kelin'ny Hôpital manarapenitra
Tél: 0345774845 Mr Black.

Anjaranao indray izao

Photos from Mr BLACK from E.F.C's post 28/08/2022

Enjoy learning guys

19/07/2022

Hello everyone!!!
💢TO BE SELF-ASSURED 👉 Matoky Tena.
Adjective izy io ary conjuguena ilay TO BE.
Ohatra: I am self-assured 👉 Matoky tena aho Na matoky ny tenako aho.
💢 Are you self-assured? Matoky tena ve ianao?
💢 I am not totally self-assured 👉 mbola tsy matoky tena tanteraka Aho
💢 Don't be so self-assured 👉 aza de matoky tena be loatra.

23/06/2022

👄A CLOSED MOUTH CATCHES NO FLY/ SILENCE IS GOLDEN👄🕷️
🇲🇬 Izay mangina volamena🇲🇬

20/06/2022

💢LIVE TOGETHER, DIE TOGETHER💢
👇👇👇👇👇👇👇👇💖
🇲🇬Velona iray trano, Maty iray fasana🇲🇬

Photos from Mr BLACK from E.F.C's post 18/06/2022

THE MORE LOYAL YOU ARE, THE MORE DISAPPOINTMENT YOU EXPERIENCE😥😥

Photos from Mr BLACK from E.F.C's post 18/06/2022

Tongasoa ato isika rehetra. Natokana hoan'ny teny Anglisy sy Frantsay izy ity.
Enjoy your stay with us 👍👍

Want your school to be the top-listed School/college in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Fianarantsoa