21/03/2023
Miarahaba ny Club rehetra ato amin'ny pejy
An'io dia hanokatra groupe message tsika ahafahan mizara lesona rehetra izay efa no raisintsika ka mety ho tsy tadidy ary koa amoahana ireo lesona vaovao
Mbola eto foana zah ifampizara izay traikefa ananako ka midira mp ianareo zay efa nobeaziko na ireo vao hiditra aza ! Ko mba ilazao ireo namana mba hiditra fa maro ny tombotsoa azo ao!
Maro ny surprise ho hita tsika manombok'izao , satria tsy hitanareo zah nandritran' n'y fotoana lava lava ka maro ihn koa ny zavatra vaovao ho hita
Mankasitraka antsika rehetra