06/09/2023
Hetsika Fanentanana mikasika ny Fifidianana
HO ANTSIKA ABY ETO FIANARANTSOA
Hisy hetsika ara-kolontsaina, spectale, fampisehoana, fanentanana mikasika ny Fifidianana, izay ho tanterahina manoloana ny Lapan’ny Tanàn’ny Fianarantsoa ny Sabotsy faha 09 Septambra 2023 ho avy izao, manomboka amin'ny 02 ora tolakandro tsy diso.
SPECTALE GOAVANA izay hiarahana amin'ny Mpanan-kanto maromaro avy eto an-toerana toy ny : RA-TSITO, KOPAZY, NADZ, RIANOT…
Mpanentana GROUPE TSIDIKA sy FIDILALA.
MARIHINA FA TSY MISY NY VIDIM-PIDIRANA, KOA TONGAVA MARO ABY RA OLO ÔOO !!!
FES Madagascar
CENI Madagascar
YDD Fianarantsoa