Voatsara Fianarantsoa

Voatsara Fianarantsoa École de Musique VoaTsara is a part of Art & Music Ministry or AMMI. if you are school or looking for Individual music lessons...
Join us to develop your skills

We believe that music and arts help in kids' development and should take an important place in education.

Fiadanana ho anao! Eo ampiandrasana ny fanamboarana ny page-tsika dia iangaviana ianao izay mila fanazavana mba hiantso ...
26/05/2026

Fiadanana ho anao!
Eo ampiandrasana ny fanamboarana ny page-tsika dia iangaviana ianao izay mila fanazavana mba hiantso ny laharana 034.42.777.70
Mankasitraka indrindra tompoko!

26/05/2026
15/05/2026

Psalms 111:2

Great are the works of the LORD; they are pondered by all who delight in them

How we will finish this school year 😇

"Koa raha niara-natsangana tamin'i Kristy ianareo, dia katsaho ny zavatra any ambony, any amin'ny itoeran'i Kristy,Izay ...
14/05/2026

"Koa raha niara-natsangana tamin'i Kristy ianareo, dia katsaho ny zavatra any ambony, any amin'ny itoeran'i Kristy,
Izay mipetraka eo an-tanana ankavanan'Andriamanitra. 2. Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany."
Kolosiana 3.1-2

12/05/2026
Tongava maro e!
01/05/2026

Tongava maro e!

Ny AMMI - Arts & Music MInistry sy UFCS - University of Fianarantsoa Choir School dia manolotra anao:
👉 "Sing a new song " (antokom-pihira mitambatra), Kaonseritra klasika lehibe izay ahitana ny :
- AMMI&UFCS's Choir
- Ny Tanora Marina Soanierana
- Antsan'ny Lanitra Ampitakely
- Ny Strings E (Ensemble Violon)

Izany dia hatao ny 31 May 2026 ho avy izao, eny amin'ny FLM Tobim-pifaliana Soanierana. Manomboka amin'ny telo (3) ora tolak'andro.

👉 Tsy misy vidim-pidirana fa rakitra no tatazana.

"Mihirà fihiram-baovao ho Azy; mitendre tsara amin'ny feo fifaliana." Salamo 33: 3Tanteraka soa amatsara androany ny fan...
04/04/2026

"Mihirà fihiram-baovao ho Azy; mitendre tsara amin'ny feo fifaliana." Salamo 33: 3

Tanteraka soa amatsara androany ny fanadinana izay nataon'ireo mpinatra Piano, Violon, Voice, Choir ato amin'ny Voatsara Fianarantsoa

Famerenana faharoaEfa vonona ny hiatrika fanadinana ireo ankizy ato amin'ny Voatsara Fianarantsoa
03/04/2026

Famerenana faharoa
Efa vonona ny hiatrika fanadinana ireo ankizy ato amin'ny Voatsara Fianarantsoa

03/04/2026

Salama tompoko. Izahay dia tsy mihato ny mizara fiainana amin'ny alalan'ny mozika ho antsika. Koa tsy ho ela dia hisy konseritra lehibe iray izay iarahan'ny sekoly amin'ireo antokom-pihira vitsivitsy misy eto Fianarantsoa. Jerijereo matetika ny pejy ☺️
Amin'izany fotoana izany ianao dia hahita an'izany hoe antokom-pihira lehibe izany na ny hoe "Big Choir". Noheritreretina ny mihoatra ny +150 ny mpidera hiara-hihira amin'io.

"Mihirà fihiram-baovao ho Azy; mitendre tsara amin'ny feo fifaliana." Salamo 33: 3

Famerenana voalohany.Ho fanomanana ny fanadinana ny sabotsy izao dia nanantanteraka famerenana ireto ankizy. Efa vonona ...
02/04/2026

Famerenana voalohany.
Ho fanomanana ny fanadinana ny sabotsy izao dia nanantanteraka famerenana ireto ankizy. Efa vonona tsara ery. Alefa rankizy a! ☺️

Address

Lot 02TA 3609 Talatamaty
Fianarantsoa

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 12:00
13:30 - 17:00
Wednesday 09:00 - 12:00
13:30 - 17:00
Thursday 09:00 - 12:00
13:30 - 17:00
Friday 09:00 - 12:00
13:30 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00
13:30 - 16:00

Telephone

+261344277770

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voatsara Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Voatsara Fianarantsoa:

Shortcuts

Share

Category