21/10/2025
🇺🇸🇲🇫COURS DE LANGUES ETO MANANJARY🇺🇸🇲🇫
🚧Tsy mahazo resaka no sady tsy mahavaly resaka mihitsy ?
🚧Tsy ampy voambolana na matahotra sao handiso rehefa mahavaly kely?
✅Mety aminao ity fampianarana teny Anglisy sy frantsay atolotray ho anao ity.
🎓Afaka misafidy izay LANGUE tianao ianao, afaka manao izy roa ihany koa🎓
☑️Fidirana: 26 octobre 2025
☑️Niveau : tena mbola tsy mahay mihitsy ka vonona hianatra sy hivoatra avy hatrany.
☑️Toerana : Cours Tsinjolavitra Analanjavidy Mananjary.
☑️Afaka misafidy izay cours mety aminao ianao, misy soir sy spécial du dimanche ary cours particulier.
❎Mandefasa message hoe : COURS raha mila ilay fihenam-bidy ianao❎