05/05/2023
Isaorana Andriamanitra fa tontosa soamantsara ny fitokanana sy fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny "Auto école Voahangy" eto Antsororokavo ✨
Koa isaorana ireo tompon'andraikitra isan'ambaratonga izay tonga nanatrika izany
Koa hoanareo izay liana , aza misalasala manantona ny birao midy antsika fa vonona handray anao izahay ✨