08/08/2023
Izahay ato amin'ny AJECE dia manampy mivantana sy mampanao fampiofanana anao izay liana ka tsy avahana. Ho anao te hanangana orin'asa majinika, hanangana toerana fiompiana (grande ferme), fanodinam-bokatra rehetra (recyclage de tout produit et matière), fiompana akoho, tantely, trondro... Famoronana loharano sy fisintomana rano tsy mila môtera. Famoronana herin'aratra tsy misy fiafaràna,...
Anjaranao sisa fa mamorona asa no mety izao fa tsy mitady intsony!
Vahaolana lehibe ho anao ny fijoroanay.