Miarahaba antsika rehetra,
Araka ny loharanom-baovao avy ao amin’ny Trésor, dia mampahafantatra fa mbola afaka manatanteraka ny enrôlement avokoa ny mpianatra rehetra na dia aorian'ny 17 mey aza. Tsy mbola misy fetra farany voatondro izany hatreto.
Na izany aza, amporisihina isika rehetra mba hanao izany mialoha foana ihany, mba hanafainganana ny dingana rehetra amin'ny fandraisana ny Vatsim-pianarana.
Fac Sciences - Actus & Infos
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fac Sciences - Actus & Infos, College & University, Fianarantsoa.
14/05/2026
FIKAONANDOHAM-PIRENENAN'NY TANORA
KOA MANASA ATSIKA MPIANATRA HANATRIKA IZANY AMPITSO ZOMA 15 MAY 2026 AMIN'NY 02 ORA.
TOERANA : AMPHITHÉÂTRE ENS
HOAN'IZAY MANANA OLANA MAHAKASIKA NY ENROULEMENT DIA TONGAVA AO KIANJAN'NYSERASERA (KSLMD) ANDROANY AMIN'NY 11 ora.
08/05/2026
Pour les élèves de S10 SV
07/05/2026
05/05/2026
EMPLOI DU TEMPS DE L'EXAMEN SESSION DE RATTRAPAGE
MENTION SCIENCES DE LA VIE
S7 BT/BM/EC- S9 EC/BM
IZAY HANAO EXAMEN PRESENTATION 15 CREDIT DIA MANDALO AO AMIN'NY SECRETAIRE DE MENTION NY SV MISORATRA ANARANA
05/05/2026
EMPLOI DU TEMPS DE L'EXAMEN SESSION DE RATTRAPAGE
LP3E
05/05/2026
EMPLOI DU TEMPS DE L'EXAMEN SESSION DE RATTRAPAGE
MENTION GSEEH
S7 ER/GIRE
05/05/2026
EMPLOI DU TEMPS DE L'EXAMEN SESSION DE RATTRAPAGE
S9 MET
05/05/2026
EMPLOI DU TEMPS DE L'EXAMEN SESSION DE RATTRAPAGE
MENTION SCIENCE DE LA VIE
S1 SV/EC - S3 SV/EC - S5 BT/BM/EC
05/05/2026
EMPLOI DU TEMPS DE L'EXAMEN SESSION DE RATTRAPAGE
MENTION PHYSIQUE ET APPLICATION / PARCOURS EA2I
S1-S3-S5 EA2I
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Fianarantsoa
301