25/09/2021
FANASITRANANA ARETIM+BAVONY
MISAFIDY IRAY IANAO AMIN'IRETO OMEKO IRETO
1) TALAPETRAKA
maka raviny eran'ny tanana ianao dia tanehina amin'ny rano 2 litatra dia mangotraka 10minitra no esorina... vita izay dia misotro 1kaopy ihany alohan'ny hisakafo maraina /atoandro/hariva.... herinandro monja dia ahita vokatra lehibe
2) PAPAY (RAVINY NO ILAINA ETO)
alaivo ny raviny iray.. dia sasana tsara ary tanehina amin'ny rano 2litatra ihany ... dia mangotraka 5minitra ihany dia esorina.. ary atao rano fisotro isanandro... anatin'ny herinandro koa dia ahita fiovana lehibe....
3) VAHONA+TANTELY...
VAHONA TAHONY IRAY ARY TANTELY 200gramme eoeo...
alaina ny ranony ilay vahona dia mixena miaraka ireo.. ary mihinana 1 sotro alohan'ny sakafo maraina/atoandro/hariva.. herinandro ihany ny traitement atsika....
4) LAISOA(raviny miisa 5) + CITRON 2
potserina ny citron ary alaina ny ravina laisoa ka mixe-na miaraka ary misotro 1 vera isan'andro ianao. atao herinandro ihany..... MALAZA FA MAKARARY VAVONY NY LAISOA. NEFA MANASITRANA KOA IZY IO....
TOMPOKO!!! HIANGAVIAKO IANAO HIZARA ITY PUBLICATION ITY AMIN'NY GROUPE IZAY MISY ANAO MBA AHITA NY REHETRA SATRIA MARO NO MILA AZY....
NY ISAN'NY PARTAGE HATAONAO DIA MITOVY NY ISAN'NY FAHASOAVANA HIROTSAKA AO AMINAO!!!!! KA HITA ETO IZAY MANDRAY LESONA ARY
AVERIKO HATRANY FA SAMBATRA NY MANOME NOHO NY MANDRAY!! MANAOVA SOA . FANAOVANA SOA LEHIBE NY FIZARANAO ITY ...
MANKASITRAKA ARY OOOO!!!!