40ème Anniversaire Lycée Fandriana

40ème Anniversaire Lycée Fandriana Salama aby e! mankalaza ny faha 4O taona nijoroany ny Lycée d'Enseignement Général FANDRIANA amin'ity taona 2018 ity

04/05/2023

Amin'ny 19 Mai ny fanamarihana ny 45eme anniversaire. Tsy afaka mivalampatra fa akaiky ny examen bac. Tongava e. Fohy ny année scolaire. Résultat no tadiavina

Lycée Fandriana champion inter-services 3 ème édition. Toujours champion. Hihinana ondry ndray.
04/05/2023

Lycée Fandriana champion inter-services 3 ème édition. Toujours champion. Hihinana ondry ndray.

Ho avy hanafana ny faha 40 taona ny Sekoly ireto mpanankato ireto ka manentana antsika ho tonga maro!
07/05/2018

Ho avy hanafana ny faha 40 taona ny Sekoly ireto mpanankato ireto ka manentana antsika ho tonga maro!

Efa tafiditra ao anatin'ny fiomanana amin'ny fanamarihana ny faha -40 taona ny Lycée Fandriana nisy arak'izany ny carnav...
22/03/2018

Efa tafiditra ao anatin'ny fiomanana amin'ny fanamarihana ny faha -40 taona ny Lycée Fandriana
nisy arak'izany ny carnaval notanterahin'ireo mpianatra ny alarobia 21 mars 2018
nanehoana fa vonona amin'ny fananganana ny terrain izy ireo ary miantso ihany koa ireo rehetra afaka manohana amin'ny fanatanterahana izany

Toy izao no endriky ny terrain mixte  izay tsangambaton'ny faha-40 taonan'ny Lycée Fandriana
22/03/2018

Toy izao no endriky ny terrain mixte izay tsangambaton'ny faha-40 taonan'ny Lycée Fandriana

22/03/2018

Salama aby atsika
Hankalaza ny faha 40 taonany ny Lycée d'Enseignement Général Beapombo FANDRIANA ny 8-9-10 Jona hoavy izao.
Ny tsangambaton'ny Jobily dia Terrain mixte en beton : terrain de Basket Ball, terrain de Hand Ball, terrain de Volley Ball.

Address

Fandriana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 40ème Anniversaire Lycée Fandriana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category