LTP Fandriana

LTP Fandriana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from LTP Fandriana, High School, RN41, Fandriana.

Ho fisaoranaMisaotra anareo tonga nanamasaka sy nanotrona ny fety nankalazana ny IVON'NY FAHA 100 TAONA NY LTP FANDRIANA...
11/10/2023

Ho fisaorana
Misaotra anareo tonga nanamasaka sy nanotrona ny fety nankalazana ny IVON'NY FAHA 100 TAONA NY LTP FANDRIANA fa tontosa soamatsara izany.
Misaotra betsaka indrindra e

TANJONA HO TRATRARINA AMIN'IZAO FANKALAZANA NY IVON'NY JOBILY FAHA 100 TAONA NY LTP FANDRIANA IZAOMANGATAKA IZAY MALALAN...
05/10/2023

TANJONA HO TRATRARINA AMIN'IZAO FANKALAZANA NY IVON'NY JOBILY FAHA 100 TAONA NY LTP FANDRIANA IZAO
MANGATAKA IZAY MALALAN-TANA REHETRA SY IREO MAINTIMOLALY REHETRA E

Hankalazaina ny 5, 6, 7 ary ny 8 Oktobra 2023 ny FANKALAZANA NY IVON'NY JOBILY FAHA 100 TAONA NY LTP FANDRIANA
26/09/2023

Hankalazaina ny 5, 6, 7 ary ny 8 Oktobra 2023 ny FANKALAZANA NY IVON'NY JOBILY FAHA 100 TAONA NY LTP FANDRIANA

Fanomanana ny IVON NY FAHA 100 TAONA LTP FANDRIANA
26/09/2023

Fanomanana ny IVON NY FAHA 100 TAONA LTP FANDRIANA

LTP FANDRIANA Nanomboka androany 18 Septambra 2023 ny fidiran'ireo Mpiofana ka tonga maro izy ireo ary tonga maro koa ir...
18/09/2023

LTP FANDRIANA
Nanomboka androany 18 Septambra 2023 ny fidiran'ireo Mpiofana ka tonga maro izy ireo ary tonga maro koa ireo Mpampiofana nanatrika ny fanaganan-tsaina.

LTP FANDRIANARENTREE DES FORMATEURS11 Septembre 2023 à 8h00Jusqu'à 11h45
11/09/2023

LTP FANDRIANA
RENTREE DES FORMATEURS
11 Septembre 2023 à 8h00
Jusqu'à 11h45

LTP FANDRIANATso-drano zava-mahery. Fitsofandrano ireo mpiofana nataon ireo Mpampiofana sy ny Mpandraharaha eto LTP Fand...
14/07/2023

LTP FANDRIANA
Tso-drano zava-mahery.
Fitsofandrano ireo mpiofana nataon ireo Mpampiofana sy ny Mpandraharaha eto LTP Fandriana
Mirary soa ho anareo mpiofana rehetra e !

LTP FANDRIANARESULTAT BEP 2023 88,88Candidats inscrits 90 et candidats réussites 80G2 : 16/16 100%G3 : 13/13 100%CEC : 2...
11/07/2023

LTP FANDRIANA
RESULTAT BEP 2023 88,88
Candidats inscrits 90 et candidats réussites 80
G2 : 16/16 100%
G3 : 13/13 100%
CEC : 26/28 92,85
MB : 13/16 81,25%
OM: 12/17 70,68%

LTP FANDRIANA Mizotra tsara ny concours d entrée en première annéeLTP FANDRIANAPrésent 636ABS 153INSCRIT 789MB PRESENT 6...
29/06/2023

LTP FANDRIANA
Mizotra tsara ny concours d entrée en première année
LTP FANDRIANA
Présent 636
ABS 153
INSCRIT 789
MB PRESENT 61 ABS 6 INSCRIT 67
OM PRESENT 90 ABS 15 INSCRIT 105
G2 PRESENT 146 ABS 56 INSCRIT 202
G3 PRESENT 172 ABS 42 INSCRIT 214
MA PRESENT 5 ABS 2 INSCRIT 7
TE PRESENT 5 ABS 00 INSCRIT 5
TA PRESENT 12 ABS 3 INSCRIT 15
CEC PRESENT 145 ABS 29 INSCRIT 174

LTP FANDRIANANofarana androany 26 Jona 2023 ny taom-pianarana 2022-2023.Ka nozaraina androany ny vokam-panadinana.Mirary...
26/06/2023

LTP FANDRIANA
Nofarana androany 26 Jona 2023 ny taom-pianarana 2022-2023.
Ka nozaraina androany ny vokam-panadinana.
Mirary fialan-tsasatra mahafinaritra ho antsika rehetra e.

LTP FANDRIANAFankalazana ny fetim-pirenenaNandray anjara tamin ny mantsoMirary fety sambatra ho antsika rehetra e !
26/06/2023

LTP FANDRIANA
Fankalazana ny fetim-pirenena
Nandray anjara tamin ny mantso
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra e !

Address

RN41
Fandriana

Telephone

+261347693430

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LTP Fandriana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category