Kiadin'i Madagasikara, Fivondronana Tanamasoandro, Fénerive-Est

Kiadin'i Madagasikara, Fivondronana Tanamasoandro, Fénerive-Est Scout

Kiadin'i Madagasikara Faritany Analanjirofo Faritra Fenoarivo-Antsinanana Fanamboarana kilalao hoany fanaitairana ny vav...
15/04/2024

Kiadin'i Madagasikara Faritany Analanjirofo
Faritra Fenoarivo-Antsinanana
Fanamboarana kilalao hoany fanaitairana ny vavahadintsain'ny zaza madinika na ny DPE
Mankasitraka ny ekipa rehetra
Fiarahamiasa amin'ny Tetikasa Hafa Velontegna sy ny ORN Anlanjirofo.

TanamasoandroMandeha ny dôladôla
24/10/2023

Tanamasoandro
Mandeha ny dôladôla

  😘, anisany sakafo mampiavaka  an'i Analanjirofo.Sady mifampizara no mianatra ihany koa izahay ary misakafo😜Sary nandri...
24/05/2023

😘, anisany sakafo mampiavaka an'i Analanjirofo.
Sady mifampizara no mianatra ihany koa izahay ary misakafo😜
Sary nandritran'ny fanaovana. Sahoaba tamin'ny Alahady.
Mankasitra ooo
📷JeaJean O'neal PascolanJean O'neal PascolasJean O'neal Pascolania)

Ny lasinay ⚜️
13/03/2023

Ny lasinay ⚜️

Izay mahavangivangy tian-kavagnaFivondronagna Tanamasoandro andeha ilasy miaraka amin'ny fivondronagna Mangeraka vavaten...
11/03/2023

Izay mahavangivangy tian-kavagna

Fivondronagna Tanamasoandro andeha ilasy miaraka amin'ny fivondronagna Mangeraka vavatenina⚜️

Ny mandeha tongotra dia mahafinaritraaa ...🎼

Niainga omaly t@ 7ora aligny tonga eto vavatenina @ 7ora maraina 🏃‍♀️🚶
Skoto atrany atrany ⚜️✌️

05/02/2023

Mahay mandihy zala Louvette nay ay

Fifampiarahabana tratrin'ny taona 2023 ho anay fivondronana tanamasoadro
05/02/2023

Fifampiarahabana tratrin'ny taona 2023 ho anay fivondronana tanamasoadro

opportunité à saisir 📢📢
02/02/2023

opportunité à saisir 📢📢

🚨Formation pour les ambassadeurs mondiaux "Scouts Go Solar"

As-tu 18 ans et plus? L'énergie et le climat t’intéresse?
Une formation du niveau mondial pour lancer une nouvelle génération d'ambassadeurs Scouts Go Solar qui seront des défenseurs et des innovateurs dans le domaine de l'énergie propre sera organisé très prochainement.
Si tu veux participer à cette formation, manifester ton intérêt pour le programme Earth Tribe - Scouts Go Solar à l'adresse [email protected], au plus t**d le 10 février 2023.
Bonne chance à toi.
https://bit.ly/3YhV4YN

12/01/2023

Dans le cadre de la célébration du 90ème Anniversaire
de l’Association scoute laïque et pluraliste Kiadin’i Madagasikara,
une conférence-débat aura lieu au meeting room de la commune Urbaine d’Antananarivo ce 14 Janvier 2023 à 9h
Thème : « La contribution du scoutisme dans l’instauration de la paix et de l’Etat de droit »
Les Conférenciers :
 Madame RAHANTASOA Lydia Aimée, Ancienne Ministre de l'Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle
 Commissaire Divisionnaire RANDRIAMBELO Mandimbin'ny Aina, Point Focal VGB et Directeur de Cabinet du Ministère de la Sécurité Publique
 Monsieur RAKOTOARISON Jean Jacques, Enseignant Chercheur à l’université de Toamasina ;
 Monsieur RANDRIAKOTO Adolphe, Doyen des Commissaires Généraux de l’Association Scoute Kiadin’i Madagasikara.
Modérateurs :
Monsieur Gascar Fenosoa ;
Monsieur Ramarolahy Safidy

Festival tolopandragna Fenerive-Est 🥳🥳  Agnalanjirofo🔥🔥🔥🔥🔥💥
02/12/2022

Festival tolopandragna Fenerive-Est 🥳🥳
Agnalanjirofo
🔥🔥🔥🔥🔥💥

Address

Lycée FENERIVE-EST
Fénérive-Est

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiadin'i Madagasikara, Fivondronana Tanamasoandro, Fénerive-Est posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category