O.E.C Fenerive-Est

O.E.C Fenerive-Est Fampianarana teny 🇬🇧anglisy🇺🇸 sy 🇨🇵frantsay hoan'ny Zaza,tanora,olo-be,mpianatra,mpiasa,sns...

10/02/2026

Tsy misy cours ato amin'ny O.E.C. mandritran'izao andro ratsy izao.

07/02/2026
🇫🇷COURS DE LANGUES F/EST🇺🇸👉🏻 Hisokatra tsy hoela ny groupe faha roa ka vonjivonjeo fa voafetra ny toerana eee🤗⏭ Cours du...
07/02/2026

🇫🇷COURS DE LANGUES F/EST🇺🇸

👉🏻 Hisokatra tsy hoela ny groupe faha roa ka vonjivonjeo fa voafetra ny toerana eee🤗

⏭ Cours du soir.

⏭ Cours du jour.

⏭ Cours de week-end (Natokana hoan'ny ankizy kely)

⏭ Cours particulier et accéléré.

👉🏻 Araraoty fa ity taona ity dia taona tokony hianaranao zava-baovao mba hitomboan'ny opportunités eo amin'ny fiainanao.

🏘 Toerana: O.E.C. Training Center/ Marabout na ankaikin'ny CASINO na VULCA ZIX.

📲 034 15 017 80 / 038 16 172 68

⏭ Fampianarana teny vahiny ve ?

⏭ Angadinay io!

🇫🇷COURS DE LANGUES🇺🇸⏭Fidirana vaovao: 03 Février 2026⏭ Cours du jour⏭ Cours du soir⏭ Cours de week-end⏭ Cours particulie...
26/01/2026

🇫🇷COURS DE LANGUES🇺🇸

⏭Fidirana vaovao: 03 Février 2026

⏭ Cours du jour

⏭ Cours du soir

⏭ Cours de week-end

⏭ Cours particulier et accéléré

👉🏻 Mbola mitohy ny fandraisana mpianatra amin'ity herinandro ity fa araraoty sao tara eee🤗

🏘 Toerana: O.E.C. Training Center/Marabout na ankaikin'ny CASINO na VULCA ZIX.

📲 034 15 017 80 / 038 16 172 68

🔴Nb: Tsy misokatra ny birao androany 26 Janoary 2026 fa miverina miasa kosa manomboka rahampitso maraina amin'ny 8 Ora maraina.

09/01/2026

🇫🇷COURS DE LANGUES 🇺🇸

👉🏻O.E.C. TRAINING CENTER F/EST👈🏻

⏭ Vonona ny hianatra teny vahiny ve amin'izao taona vaovao izao?

⏭ Te handray dingana iray lehibe eo amin'ny fianarana teny 🇫🇷fratsay🇫🇷 sy 🇬🇧anglisy🇺🇸 ?

⏭ Mitady toerana azo antoka sy mpampianatra mahay mampita fahalalàna tsara ?

⏭ Misy cours particulier sy accéléré ary week-end ato aminay🥰

👉🏻 Tongava ary ato amin'ny O.E.C Fenerive-Est fa vonona ny handray anao izahay manomboka ny 06 Janvier 2026 hoavy izao.

🏘 Toerana: O.E.C. Training Center/Marabout na ankaikin'ny CASINO na VULCA ZIX mitsofoka kely.

📲 034 15 017 80 / 038 16 172 68

⏭ Fampianarana teny vahiny ve?

⏭ Angadinay io!

01/01/2026

Wishing you a Happy New Year🎊🎉🍾🥂🥰

🇫🇷O.E.C. TRAINING CENTER🇺🇸Izahay ato amin'ny O.E.C. dia manolotra fisaorana hoan'ireo Ray aman-dReny, mpampianatra, ny m...
21/12/2025

🇫🇷O.E.C. TRAINING CENTER🇺🇸

Izahay ato amin'ny O.E.C. dia manolotra fisaorana hoan'ireo Ray aman-dReny, mpampianatra, ny mpianatra sy ireo rehetra tonga nanatrika ny "sortie de promotion" izay nataonay omaly ariva.

Raha tsy tonga ianareo dia tsy tontosa ny fikasanay ka Andriamanitra anie hamaly fitia anareo amin'izay rehetra ataonareo🙏🏻🥰

Fisaorana manokana no atolotray an'i Atoa. Rakotoasy Clearstone Lydovick sy Atoa. J'ess François tamin'ny fanampinareo anay teo amin'ny fitsarana ny "soutenance" izay nataon'ireo mpianatray tato omaly.

Tsy adino ihany koa ny misaotra anao Atoa.Herizo Horlando W***y amin'ny fiaraha-miasa izay tena mahafa-po sy mahafinatra anay foana atramin'izay.

Mirary soa anareo atrany izahay ato amin'ny O.E.C.Training Center🙏🏻🙏🏻🙏🏻

⏭ Fidirana manaraka: 06 Janvier 2026

🏘 Toerana: O.E.C. Training Center/Marabout na ankaikin'ny CASINO na VULCA ZIX mitsofoka kely.

📲 034 15 017 80 / 038 16 172 68

⏭ Fampianarana teny vahiny ve?

⏭ Angadinay io!

🇫🇷COURS DE LANGUES🇺🇸Efa manomboka ny vague vaovao ato amin'ny O.E.C. Training Center ary mbola mitohy ny fandraisana mpi...
18/11/2025

🇫🇷COURS DE LANGUES🇺🇸

Efa manomboka ny vague vaovao ato amin'ny O.E.C. Training Center ary mbola mitohy ny fandraisana mpianatra vaovao.

⏭ Ireto ny sary vitsivitsy nandritran'ny " prise de contact" izay natao omaly ariva.

🏘Toerana: O.E.C. Training Center/Marabout na ankaikin'ny CASINO na VULCA ZIX.

📲 034 15 017 80 / 038 16 172 68

Krly sisa dia hanomboka ny cours en ligne miaraka amin'ny O.E.C. ka tongava Mp ary raha mahaliana anao izany🤗🥰
24/09/2025

Krly sisa dia hanomboka ny cours en ligne miaraka amin'ny O.E.C. ka tongava Mp ary raha mahaliana anao izany🤗🥰

🔥COURS DE LANGUES EN LIGNE 🔥

⏭ Misy mazoto ny hianatra teny vahiny en ligne ve ato ?

👉🏻 Noho ny fangatahan'ny maro dia hanomboka tsy hoela ny fampianarana teny 🇫🇷frantsay🇫🇷 sy 🇬🇧anglisy🇺🇸 en ligne ka araho tsy tapaka ny pejintsika eee🥰.

⏭ Lesona hatao mora azo sy mahafa-po antsika tsara🤗

⏭ 3 fois/semaine no mianatra

⏭ Misy fizarana voambolana hoantsika mpianatra isanandro😍

⏭ Miaraka amin'ny O.E.C. ?

👉🏻 Tsy maintsy mahay enao!

📲 034 15 017 80 / 038 16 172 68

Address

Marabout
Fénérive-Est

Telephone

+261341501780

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when O.E.C Fenerive-Est posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share