11/05/2026
Hello Everybody! 👋
MadaSpeaking dia maneho ny fialantsiny ho an'ny mponina rehetra eto Diego-Suarez sy ny manodidina noho ny fiovoan'ny fidiran'ny mpianatra izay tokony ho tamin'ny 01 jona 2026 izao.
Ireto avy ny antony :
➡️ Mbola anatin’ny fanomanana ny “Speech” ny mpianatra.
➡️ Fanokafana tampoka ny “Nouveau Centre de MadaSpeaking” amin’ny toerana hafa.
MadaSpeaking ihany koa dia mankasitraka anareo rehetra izay efa nanoratra anarana. Tsy nataonareo ho olana ny nilazanay fa tsy tanteraka io rentrée io. 🙏
Maro taminareo no nilaza hoe :
👉" . ❤️"
Na dia eo aza izany rehetra izany, mbola mitohy hatrany ny “ ” 🔥
🏆 Les trois premiers gagnent :
✅ T-shirt Style MadaSpeaking
✅ Cours Gratuit
👉 Inscription pour la Nouvelle Session du LUNDI 06 JUILLET 2026 est déjà ouverte.
⚠️ Places limitées : 15 personnes par langue. (Anglaise, Française et Allemande)
📞 037 29 252 42