CFP MA Betafo

CFP MA Betafo 👉👉Centre de Formation Professionnelle Marie Auxiliatrice Betafo👈👈

02/05/2026 | Kerimesy lehibe sady Fety kartie rehetra eto amin'ny  ⛪Ahitana Trano eva kely maro moa amin'izany hetsika i...
02/05/2026

02/05/2026 | Kerimesy lehibe sady Fety kartie rehetra eto amin'ny ⛪

Ahitana Trano eva kely maro moa amin'izany hetsika izany ary mandray anjara amin'izany koa izahay ato amin'ny

Tongava maro ary aty amin'ny Kerimesy lehibe e.

Eeeeeeee!!! Ho antsika ankizy, tanora ary Ray aman-drenyNy   dia mbola mandray anareo izay vonona hanaraka ny fiofanana ...
30/10/2025

Eeeeeeee!!! Ho antsika ankizy, tanora ary Ray aman-dreny

Ny dia mbola mandray anareo izay vonona hanaraka ny fiofanana misy ato aminay ka azohantsika ny avy amin'ny Fanjakana izay mampiavaka ny Betafo amin'ny rehetra.

FORMATION :

1- INFORMATIQUE BUREAUTIQUE 🖥️, INTERNET🌐 et MULTIMEDIA

Programme :

👉 Initiation et Environement Windows, Maitrise de l'outil Microsoft office ( ,Excel,Power Point _et_Publisher)

👉 Maîtrise des navigateurs, création de compte : Email, Facebook, ....

👉 Traitement d'image📷, montage Video🎥 et Audio 🎛️

: 3 Mois

2- Langue FRANCAISE 🇫🇷 et ANGLAISE 🇬🇧

Programme :

✳️ Grammaire, familiarisation et traduction
✳️ Expression Ecrite et Oral

: 3 Mois

3- Transformation AGROALIMENTAIRE🧑‍🍳

Programme :

🍓Transformation de Fruit : confiture, sirop, pate de fruit,...

🍔 Transformation de farine : gateau🎂, cake🍞, pizza🍕, ...

🥛Transformation de lait : fromage🧀, yaourt, crème, glace🍨, ....

👉Fabrication de Savon Solide et Liquide

: 3 Mois

4- Formation AGROECOLOGIE 🌳
Fomba fambolena sy fiompiana manaja sy miaro tontolo iainana🌾🌿

Programme:

👉 Karazana voly rakotra🌿 ho fanatsarana ny tany sy fambolena🌾.

👉 Fanamboarana zezika ranony sy Komposta hiadiana amin'ny bibikely🐛

👉 Karazan'ny Tany sy voly mety aminy ary fanamasahana ny tany tsy namokatra.

🪏 Hahatonga anao ho lasa teknisianina amin'ny sehatrin'ny Fambolena.

: 3 Mois

Koa aza variana ary fa ny izao ny fidirantsika.

Aorian'ny fiofanana dia misy ny izay avy amin'ny fanjakana ka azahoana ny .

: 20 000 Ar
: 15 000Ar

Koa tongava ary aty amin'ny misoratra anarana.

-kevitra : 034 21 884 99 / 038 85 157 05
Na Mp : CFP MA Betafo

22/07/2023
Gio El Sanny Cfp Marie Auxiliatrice Betafo Franck Tahinjanahary Felana Rambolaharitiana Toky LR Ideally Ramaharavo  CFP ...
20/11/2022

Gio El Sanny Cfp Marie Auxiliatrice Betafo Franck Tahinjanahary Felana Rambolaharitiana Toky LR Ideally Ramaharavo CFP MA Betafo Naly Sah
Misaotra an'Andriamanitra isika ary misaotra ny communauté FMA Betafo sy ny centre de formation professionnelle ihany koa fa tontosa soamantsara omaly Sabotsy 19 Novambra 2022 ny famoahana ireto tanora promotion MENDRIKA ireto.
Mirary soa antsika rehatra e

Mbola mitohy hatrany ny fandraisana ireo mpianatra vonona hanaraka ny fiofananaCfp Marie Auxiliatrice Betafo
18/11/2022

Mbola mitohy hatrany ny fandraisana ireo mpianatra vonona hanaraka ny fiofanana
Cfp Marie Auxiliatrice Betafo

13/10/2022

Zava-baovao be ato CFP MA Betafo

Cfp Marie Auxiliatrice Betafo

Formation des formateur   agro-alimentaire
10/11/2021

Formation des formateur

agro-alimentaire

Address

Atsimontsena Betafo
Betafo
025

Opening Hours

Monday 07:30 - 16:30
Tuesday 07:30 - 16:30
Wednesday 07:30 - 16:30
Thursday 07:30 - 16:30
Friday 07:30 - 16:30

Telephone

+261342747882

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CFP MA Betafo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share