Idecom Center

Idecom Center Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Idecom Center, Education, Betafo.

📢📢📢Araraoty fa mandalo ihany!!!Internet ✅✅GRATUIT✅✅, illimitézoma 26 septambra manomboka amin'ny 03 ora tolakandro , eto...
24/09/2025

📢📢📢Araraoty fa mandalo ihany!!!
Internet ✅✅GRATUIT✅✅, illimité
zoma 26 septambra manomboka amin'ny 03 ora tolakandro , eto amin'ny Idecom Antsinanantsena Betafo.
Soraty ao amin'ny Mp ny anaranao mba ahazoana ny "ticket d'accèss"

“Hay Connect Program”Vita soamantsara ny fiofanan’ireo tanora 50 mianadahy nanaraka ny tetik’asa “Hay Connect  Program”T...
21/09/2025

“Hay Connect Program”
Vita soamantsara ny fiofanan’ireo tanora 50 mianadahy nanaraka ny tetik’asa “Hay Connect Program”
Tetik’asam-piofanana izay mikendry ny hanomezana fahaiza-manao ho an’ny tanora hitrandraka sy hampiasa ny tontolon’ny "Internet" sy ny "Numerique" izay tsy afa-misaraka intsony amin’ny vaninandro ankehitriny na amin’ny sehatrin’ny asa izany na ho an’ny fianarana eny fa na amin’ny fiainana andavanandro aza, ary ny fahafehezana sy ny fampiasana izany amin’ny tokony ho izy dia manokatra varavarana maro ka izany no nahatonga ny Idecom center namolavola ny tetik’asa sy nampiofana ary ny Solombavambahoakan’I Betafo Atoa Dr Lovanirina Celestin kosa no nanohana ka niantoka manontolo ny saram-piofanan’izy 50 mianadahy,tonga nanotrona sy nanome voninahitra ity fotoana ity ihany koa Ramatoa lehiben’ny Distrikan’I Betafo izay naneho fahavonona ihany koa amin’izay mety ho fiaraha-miasa amin’ny sehatra tsy miankina toy izao , tsy tapitra hatreo fa mbola hitohy ny tetik’asam-piofanana ity .

Araraoty   fa mbola mitohy foana ny  fandraisana amin'ny "cours de vacances" amin'ny "Informatique bureautique" natokana...
04/08/2025

Araraoty fa mbola mitohy foana ny fandraisana amin'ny "cours de vacances" amin'ny "Informatique bureautique" natokana ho an'ny ANKIZY eto amin'ny Idecom Center Betafo, 05 taona no miakatra no afaka raisina.

Toy ny isan-taona dia  misokatra indray ny fandraisana mpianatra amin'ny "Cours de Vacances 2025"Vonona hatrany izahay h...
16/07/2025

Toy ny isan-taona dia misokatra indray ny fandraisana mpianatra amin'ny "Cours de Vacances 2025"
Vonona hatrany izahay hanome fahafaham-po miaraka amin'ireo mpampianatra efa manana traikefa.

03/06/2025

📢📢📢Araraoty fa mandalo ihany!!!
Internet Gratuit , illimité
Rahampitso alarobia manomboka amin'ny 03 ora tolakandro , eto amin'ny Idecom Antsinanantsena Betafo.
Soraty ao amin'ny Mp ny anaranao mba ahazoana ny "ticket d'accèss"
📞Fifandraisana : 034 04 005 10

Education

« Hay-Connect program »Mizotra tsara ny fiofanana ary efa mananika  ny 60% amin’ny fiofanana no efa vita ankehitriny.
31/05/2025

« Hay-Connect program »
Mizotra tsara ny fiofanana ary efa mananika ny 60% amin’ny fiofanana no efa vita ankehitriny.

📢 OFFRE D’EMPLOI – PROFESSEUR D’INFORMATIQUE BUREAUTIQUENotre établissement Idecom Center cherche un(e) professeur(e) d’...
08/05/2025

📢 OFFRE D’EMPLOI – PROFESSEUR D’INFORMATIQUE BUREAUTIQUE
Notre établissement Idecom Center cherche un(e) professeur(e) d’informatique bureautique passionné(e) et pédagogue pour former des apprenants de tous niveaux aux outils informatiques bureautiques.
📍 Lieu : Idecom Center Betafo
đź•’ Type de contrat :CDI , temps plein

🎯 Missions :
• Former les apprenants à partir de la programme de formation
• Former à l’utilisation des logiciels de bureautique (Word, Excel, PowerPoint, internet, etc.)
• Adapter les contenus selon le niveau des apprenants (initiation, perfectionnement)
• Évaluer les acquis et assurer un suivi pédagogique
• Assurer la bon fonctionnement du matériel (Réseau,ordinateur etc..)

🎓 Profil recherché :
• Homme ou Femme 23 à 35 ans
• Niveau BACC +2 minimum
• Maîtrise des logiciels bureautique
• Expérience en enseignement ou en formation (souhaitée)
• Dynamique, sérieux et ponctuel
đź’Ľ Nous offrons :
• Un cadre de travail dynamique et bienveillant
• Une rémunération selon profil et expérience
• Des perspectives d’évolution ou de missions complémentaires.
đź“© Pour postuler :
Envoyez votre CV + lettre de motivation Ă  : [email protected]
📞 Pour plus d’infos : 034 04 005 10

09/04/2025

Ao amin'ny commentaire ny lien d'inscription ho an'ireo maniry ny hisoratra anarana @ "Hay connect program"

Nisy ny fihaonana teo amin'ny Solombavambahoakan'i Betafo  Andriamatoa Fiarovana Lovanirina Celestin(Dr Lova)  sy Atoa R...
07/04/2025

Nisy ny fihaonana teo amin'ny Solombavambahoakan'i Betafo Andriamatoa Fiarovana Lovanirina Celestin(Dr Lova) sy Atoa RAKOTOELISON Fifaliana Christian Tale Jeneralin'ny Idecom Center androany 07 avrily 2025 , ny votoatin'ny fihaonana dia mikasika ny tetik'asa "Hay Connect Program".
Ny tetik'asa "Hay Connect Programm" dia tetika'asa novolavolain'ny Idecom Center mikasika ny tontolon'ny "Internet" sy ny "Numerique" .
Izany dia mikendry ny hanomezana fiofanana ho an'ny tanora Malagasy amin'ny tontolon'ny "Internet".
Mihazakazaka be izay tsy izy mantsy ny tontolon'ny numerique ankehitriny ary efa lasa mahakasika sy ampiasaina amin'ny sehatra maro izany toy ny : asa, ny fampianarana, ny fifandraisana ny varotra, fialam-boly sns... ,lasa tsy azo hidovirana ny fampiasana azy amin'ny sehatra marobe.
Maro dia maro ny tombotsoa azo amin'izany ary manokatra varavarana maro sy ahafahana mivoatra ny fahafehezana izany ,fa eo ihany koa ny mety ho voka-dratsy raha tsy voafehy ny fampiasana azy , izany rehetra izany no anton'ity fiofanana ity.
Distrikan'i Betafo no hanombohana ny tetik'asa ,koa ireo tanora 50 voalohany misoratra anarana dia i Deputé Dr Lova no hiantoka manontolo ny "frais de formation" hoan'izy ireo eto amin'ny Idecom Center mandritry ny fiofanana izay aharitra 01 volana sy tapany, ankoatrizay ho fanohanana ny sehatra tsy miankina dia nampanantena fa hanolotra "table'" miisa 10 ihany koa Andriamatoa Solombavambahoaka ho fanampiana ireo fitaovana efa misy eto amin'ny Idecom.

Address

Betafo
113

Telephone

+261340400510

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Idecom Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Idecom Center:

Shortcuts

Share

Category