Sega Antaboaka

Sega Antaboaka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sega Antaboaka, College & University, RN1, Arivonimamo.

04/11/2025

Mivondrona ny Mpanabe eto ARIVONIMAMO I sy ARIVONIMAMO II miombona 'ny Mpanabe manerana ny Nosy🙏

Marary ny fanabeazana eto Madagascar ka mitaraina ny mpanabe
13/10/2025

Marary ny fanabeazana eto Madagascar ka mitaraina ny mpanabe

Manohana ny fitakiana ny zo sy hasin'ny mpampianatra sy mpanabe manerana ny Nosy ny CEG ANTABOAKA ARIVONIMAMO II
13/10/2025

Manohana ny fitakiana ny zo sy hasin'ny mpampianatra sy mpanabe manerana ny Nosy ny CEG ANTABOAKA ARIVONIMAMO II

24/09/2025

Akory aby isika ato😊
efa niditra an-dakilasy avokoa ny ankizy🙏
sa mbola misy tsy nahavita ré-inscription ?🥺

Mandehana zahavo ny anaranao raha nanala BEPC 2025 👉 ianao,efa nivaly🙏Arahabaina ireo afaka teto Antaboaka,Courage izay ...
10/07/2025

Mandehana zahavo ny anaranao raha nanala BEPC 2025 👉 ianao,efa nivaly🙏
Arahabaina ireo afaka teto Antaboaka,Courage izay tsy nahomby💪
Nb:sary sombiny fotsiny io fa tsy izy rehetra an😁

Notsofin-drano anio Mme Lydia fa hisotro ronono🙏Efa be ny vitany
11/04/2025

Notsofin-drano anio Mme Lydia fa hisotro ronono🙏
Efa be ny vitany

Malaza ilay Festival🏉🏈
10/04/2025

Malaza ilay Festival🏉🏈

🔴Nanamarika dingana iray lehibe amin’ny fampidirana sy fampiroboroboana ny taranja rugby eo anivon’ny sekoly ny hetsika “Rugby Rising Play” izay notanterahina tao amin’ny kianja monisipaly Arivonimamo ny 9 aprily 2025. Nahitana fandraisana anjarana sekoly miisa valo ao amin’ny farim-piadidim-pampianarana Arivonimamo, ity tetikasa ity, ary manamafy ny andraikitry ny fanatanjahantena ho fitaovana fanabeazana sy fampandrosoana ho an’ny tanora, hoy ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena.

Araho ao amin'ity rohy ity ireo vaovao mitranga eto Madagasikara : https://actu.orange.mg/

🏉🏈Capitaine🙏💪
10/04/2025

🏉🏈Capitaine🙏💪

10/04/2025

fanomanana🏉🏈

10/04/2025
Mankasitraka an'Andriamatoa Talen'ny CEG ANTABOAKA sy ny ekipa mpiara-miasa rehetra  be🍹🍌🍌🍌🍋🍋🍋Jus ray bidon de akondro b...
10/04/2025

Mankasitraka an'Andriamatoa Talen'ny CEG ANTABOAKA sy ny ekipa mpiara-miasa rehetra be🍹🍌🍌🍌🍋🍋🍋
Jus ray bidon de akondro be 3 harona😊😅💪
Manohana ny rugby girls🏉🏈

10/04/2025

💪💪💪hafalian'ny spect fa maharesy tsika🏉🏈

Address

RN1
Arivonimamo

Telephone

+261343141073

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sega Antaboaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Sega Antaboaka:

Shortcuts

Share