29/12/2025
🧵✂️ FIOFANANA MANJAITRA HAINGANA & MAHOMBY ✂️🧵
Te hianatra manjaitra ao anatin’ny fotoana fohy nefa mahazo fahaiza-manao tena ilaina ve ianao ?
👉 Ity fiofanana ity no natao ho anao !
📌 Antsipirian’ny fiofanana :
📝 Sara-pisoratana anarana : 5 000 Ar
💰 Sara-piofanana :
• 40 000 Ar
• 50 000 Ar
(Arakaraky ny karazana fiofanana)
⏰ Fotoana fiofanana :
Alatsinainy – Alarobia – Alakamisy
🕗 08h00 – 12h00
🕑 14h00 – 17h00
📅Daty fanombohany :15 Janvier 2025
✅ Fiofanana azo ampiharina avy hatrany
✅ Mety ho an’ny vao manomboka sy te hanatsara traikefa
✅ Haingana nefa mahomby
📞 Raha mila fanazavana fanampiny, antsoy :
📱 034 73 094 80
📱 034 13 598 43
📱 033 43 193 86
✨ Ampiofanina anio, mahaleo tena rahampitso ! ✨