Sage femme, infirmiére Antsohihy

Sage femme, infirmiére Antsohihy Afaka miantso, eto Ambolikandrina misy ny I.S.C

20/12/2022
Miarahaba isika rehetra mpanaraka ny page.Mbola misokatra ny inscription ho an'ny filiere : gestion, transit et douane.2...
24/08/2022

Miarahaba isika rehetra mpanaraka ny page.

Mbola misokatra ny inscription ho an'ny filiere : gestion, transit et douane.
2022-2023.

Mandray ny bacc 2022 vao afaka teo sy ny teo aloha.

Contact: 0342443515/

Lieu: Ambolikandrina / Ankatso

20/08/2022

MIARAHABA ATSIKA REHETRA !

Ho an'ny bachelier 2022 na ireo teo aloha mbola te hanohy ny fianarana !

Efa manomboka ny fisoratana anarana ato @ ins.p.n.mad ho an'ny taompianarana 2022-2023, vonjivonjeo ny toerana sao dia tara !

Ary mbola mandray mpianatra vaovao ho an'ny polytechnique( géstion:comptable et finance. Marketing et commerce international, droit, transit et douane ...)

"Ny fianarana no lova tsara indrindra"

Contact: 032 81 162 34 na 034 24 435 15.

Mankasitraka !.

Address

Ambalabe
Antsohihy
407

Telephone

+261328802499

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sage femme, infirmiére Antsohihy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share