RELATIONS INTERNATIONALES DE 1945
Petit resumé de 2 minutes .
Cours : Histoire
Classe : Terminale
LYCEE Annexe Antsiranana I
" Toujours à la recherche de l'excellence "
23/02/2026
Alatsinainy 23/02/2026
🔴Araka ny fanaon'izy ireo isan-taona dia tonga nitsidika ny LYCEE Annexe Antsiranana I ireo Ray aman-dreny avy @ Cisco Antsiranana I sy ny chef ZAP Est androany t@ 08 ora maraina , Ka niatrika ny Fananganan-tsainam-pirenena niaraka t@ ireo Mpianatra sy Mpampianatra ary Mpandraharaha tato @ sekoly .
🔴Nanaraka izany dia nitafatafa t@ ireo mpianatra i Ramatoa Chef Cisco ny Antsiranana I , t@ fanomezana lanja ny voka-tsoa azo @ fianarana. Ary Nifakafakany teo @ ireo mpianatra ihany koa ny mahakasika ny Abandon scolaire izay anisan'ny mahazo ny mpianatra , indrandrindra @ izao vanim-potoana misy atsika izao .
🔴 Ary Nifaranana t@ dinidiniky sy fifanakalozan-kevitra niaraka t@ ireo Mpampianatra sy Mpandraharaha , mba hanatsarana ny lafin'ny fanabeazana sy ny Fampianarana .
21/02/2026
Retour en images : Final du tournoi Football de la journée des écoles 2026 .
LYCEE Annexe Antsiranana I
21/02/2026
📅 20/02/2026
ANDRO NAMARANA NY JOURNÉE DES ECOLES :
🥇 Remise des trophées 🏆 t@ activités sportives : Football ⚽ izay nandraisany Mpianatra vehivavy sy lehilahy anjara .
Misaotra anareo rehetra nandray anjara 🙏 , mahafalifaly mahita isika rehetra mahay miray 🥰
Isaorana ihany koa ny Association nanampy t@ Lafiny sponsoring 🙏🙏🙏
19/02/2026
ACTIVITÉS SPORTIVES FOOTBALL ⚽
FINAL DU TOURNOI DE LA JOURNÉE DES ECOLES 2026 LYCEE Annexe Antsiranana I
COUPE : MOUTON
MASCULIN : TERMINALE A2 VS TERMINALE 0SE
FEMININ : TERMINALE A2 VS TERMINALE S
VENDREDI 20 FEVRIER 2026 .
HEURE : 07H DU MATIN
LIEU : TERRAIN EPP POLYGONE
: ASSOCIATION HAVAKÔ
18/02/2026
ANDRON'NY SEKOLY 2026 ( Journée des écoles 2026 )
Andro Voalohany : 18/02/2026
🟢 Tontosa ny andro voalohany t@ fanadiovana ny faritra anatin'ny sekoly 😍 izay niarahan' ireo mpianatra niray ka nanao izany t@ fitiavana sy fahazotoana 🙏☺️...
Teo ihany koa ireo mpampianatra nanampy sy naneho Fo feno firaisan-kina satria antsika rehetra ny Fanabeazana .
LYCEE Annexe Antsiranana I
16/02/2026
📣 ANNONCE À PASSER À TOUS LES ÉLÈVES DE LA CLASSE DE TERMINALE DU LYCÉE ANNEXE ANTSIRANANA .
"VISITE MEDICALE DE LA CLASSE DES TERMINALES :
🔴 FILLES ( Toutes séries ) : MERCREDI 18 FEVRIER 2026 À 14HEURES
🔵 GARCONS ( Toutes séries ) : JEUDI 19 FEVRIER 2026 À 14HEURES
LIEU : DISPENSAIRE TANAMBAO ANTSIRANANA
🚨NB : Tous les élèves doivent passer au bureau du proviseur pour récupérer la fiche de visite , que tu dois apporter sur place ( au dispensaire)
29/01/2026
LE TOURNOI DE LA JOURNÉE DES ECOLES 2026 EST LANCÉ !
[ Foot à 8 ] [ COUPE MOUTON ]
🏆 Qui sera champion cette année ?
⚡Phase éliminatoire !
Rendez vous samedi le 31 Janvier 2026 à 08h . ⚽
⚡TERRAIN : EPP POLYGONE
22/01/2026
Manan-jo hianatra ✍️ Sady hilalao ⚽ ☺️
21/01/2026
Araka ny filankevitry ny Ministra ny 20 janoary dia niova toy izao ny fanadinam-panjakana 2025-2026
⚪ CEPE : Talata 16 jona 2026
🔴 BEPC : [ 06 jolay ==> 09 jolay 2026 ]
🟢 BACC GENERAL : [ 20 jolay ===> 24 jolay 2026 ]
🟡 BACC TECHNIQUE : [ 27 jolay ===> 30 jolay 2026 ]
13/01/2026
♦️Nivoaka ny date Baccalauréat Rankizy an .
🖊️ BACC Général : 17 au 21 Août 2026
🖊️ BACC Technique : 24 au 27 Août 2026
♦️ Droit d'inscription :
- 15000 ar : Candidat d'école
- 50.000 ar : Candidat libre
- 100.000 ar : Candidat nationalité étrangère
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Address
Antsiranana
201