02/06/2026
AMERICAN SPOKEN ENGLISH COURS DIEGO SUAREZ ET VOHEMAR.
Efa misaokatra ny inscription cours de vacances ato @ Spoken English cours Diego Suarez et vohemar.
Diego Suarez, Rentrée : 19 Juin 2026
Vohemar, rentrée 22 juin 2026
Ho anao izay mijery ivotoerana azo antoka sy ahaizana ity teny anglais ity @ fomba tsotra Sady aingana no azo antoka dia natao ho anao ity cours ity.
Heure: Matin 8h à 9h30 min
Après midi 14h30 à 16h
✅ Durée cours: 2mois
✅ Droit d'inscription natao mora dia mora zakany be sy ny maro.
Izahay dia mandray Zaza, Tanora ary Olon-dehibe.
Azahoana CERTIFICAT INTERNATIONAL après io fianarana 2mois io.
Lieux: Ianarana sy anovana Inscription eto Diego-Suarez, LAVIGERIE.
Na miantso na mandefa sms @ ireto numéro manaraka aby ireo.
(Tel: 0325165479 ou 0341256708)
( WhatsApp 0326267030)
Lieux anovana Inscription Vohemar. Bureau RTVI VOHEMAR ao @ Mr Kinty. (Tel: 0329979149)
NB: Tsy possible mihitsy ianao tsy ahay raha mianatra ato aminay. Ary omena cours français gratuit Izay mpianatra mahavita inscription d'anglais.
TONGAVA AINGANA FA TSISY KARATY EKAY ARY PLACE LIMITÉE.
03/05/2026
AMERICAN SPOKEN ENGLISH COURS DIEGO SUAREZ.
Misy rentrée vaovao be ato aminay ny date 28 Mai 2026.
Ka ho anao izay mitady toerana azo antoka sady mahomby dia tongava ato aminay mianatra fa tsy maintsy mahay ianao.
Ity fianarana teny anglais ato aminay ity dia tsy mifidy taona fa rehefa vonona ianao dia afaka tonga mianatra.
Niveau itanao ato aminay dia ireto aby:
👉 Niveau Débutant
👉 Niveau intermédiaire
👉 Niveau avancé.
(A1, A2....... B1, B2.....et .....C1, C2)
Ary mbola ahitanao formation manaraka aby ireto koa:
👉 Formation interprétation (Mpandika teny)
👉 Formation Enseignant(e)(Mpampianatra)
👉 Formation Guide touristique (Mpizaha tany)
👉 Formation de Leadership (Haitarika)
Misy ATTESTATION et CERTIFICATS Agréé par l'État. Ary misy koa (DIPLÔME INTERNATIONAL) izay diplôme reconnu internationalement.
Ny saram-pianarana dia mora zakany be sy ny maro.
Horaires na ora ianarana: Après midi 16h à 17h30
Soir: 18h30 à 20h
NB: Rehefa mianatra anglais ato aminay dia mahazo cours de français parler gratuit koa mandritra 4mois be zao.
Ka aza mijijy tambagna eky fa heure mianatra teny anglais zao anatsarana ny hoavy nao @ afara.
Lieux: LAVIGERIE DIEGO SUAREZ 🇲🇬
WHATSAPP: 0326267030
Tel: 0325165479 ou 0341256708 ( Afaka miantso na sms...)
✅ Inscription et Réinscription efa misaokatra manomboka izao fa aza tara ianao manoratra anaranao fa voafetra ny toerana.
Tsy possible mihitsy ianao tsy ahay raha mianatra ato aminay ary averina ny vola nao raha tsy mahay ianao✅
16/03/2026
AMERICAN SPOKEN ENGLISH COURS DIEGO SUAREZ🇲🇬
Rentrée 3 Avril 2026.
Ho anao izay te ahay sy te iteny anglais @ fomba tsotra sady azo antoka dia nataokana ho anao ity cours d'anglais ity.
Mandray olona rehetra izahay na ianao tena mbola tsisy zavatra hay na ianao efa misy base na ianao efa mahay fa mbola tsy ampy.
👉 Débutant
👉 Intermédiaire
👉 Avancé
A1,A2 ,B1,B2 et C1,C2
Ny saram-pianarana dia natao mora dia mora zakany be sy ny maro.
Horaires disponibles 8h jusqu'à 9h30 matin et 18h15min a 19h45min.
Ary misy formation manaraka aby ireto koa:
- Formation Enseignant(e)
- Formation interprétation
- Formation guide touristique
- Perfectionnement.
NB: AMIANA COURS DE LANGUE FRANÇAISE GRATUIT IZAY OLONA MANAO INSCRIPTION RAHA ILAINA IZANY.
Ny fanoratagna agnaragna dia efa manomboka dian'izao ka aza tara ianao.
Tel: 0325165479 ou 0341256708
WhatsApp 0326267030(sms, appel)
(CERTIFICAT INTERNATIONAL)
Lieu : Lavigerie !
18/02/2026
AMERICAN SPOKEN ENGLISH COURS DIEGO SUAREZ 🌐🔥
Faly magnano mbolatsara atsika jiaby izay te ianatra sy te ahay iteny anglais izahay.
Ianao izay mitady ivotoerana fampiananara teny anglais azo antoka sy mahomby, tongava ato aminay fa ho afapo ianao.
✍️Rentrée Mars 2026.
Duré 4mois niveau1.
Misy niveau rehetra ato aminay: DÉBUTANT, INTERMÉDIAIRE ET AVANCÉ.
Ary koa mbola ahitanao ireto formation manaraka aby ireto:
👉 Formation Interprétation
👉 Formation Enseignant(e)
👉 Formation Guide touristique
👉 Perfectionnement
Ny saram-pianarana dia natao mora dia mora ary zakany be sy ny maro.
✍️ Mandray Zaza ,Tanora ary olon-dehibe.
Horaires dia afaka misafidy tsara ianao. Matin, après midi et soir .
Ary azahoanao ATTESTATION, CERTIFICAT OU DIPLÔME INTERNATIONAL ato aminay.
NB: Ny mpianatra folo 10 tonga voalohany manao inscription dia tsy magnefa écolage 1mois be Zao.
Lieux Lavigerie Diego Suarez 🇲🇬🌐
Téléphone: 0325265479 ou 0341256708
Whatsapp 0326267030
Our target is your success 🌐 Join us !!
24/12/2025
AMERICAN SPOKEN ENGLISH COURS DIEGO SUAREZ..
Avy taona vaovao ary fidirany vaovao be ato aminay.
Le 13 Janvier 2026 hoavy izao fidirana vaovao ato aminay ❤️
🇺🇲Ho anao izay mitady ivotoerana ahaizana sy afehezany ny teny anglais dia tongava fa tsy maintsy mahay ianao ary tsy anenina zany mihitsy.
Misy niveau rehetra izay tadiavinao ato aminay, toy ny:
👉Niveau débutant
👉Niveau intermédiaire
👉 Niveau Avancé
Ary ato aminay koa mbola ahitanao ireto formation manaraka aby ireto:
👉 Formation Enseignant(e)
👉 Formation Interprétation
👉 Formation guide touristique
👉 Perfectionnement...
⏲️ Horaires disponibles : Après midi 16h a 17h30
Et Soir 18h15 a 19h45min.
Durée 4mois niveau1.
Mandray Zaza plus de 12ans, Tanora ary olon-dehibe...
Mandray olona rehetra na tsary nianatra teny anglais aza izahay ary tsy mitaky diplôme.
Ary azahoanao DIPLÔME INTERNATIONAL A LA FIN D'ÉTUDES 🌐🇺🇲.Misy koa ny CERTIFICAT ary ATTESTATION.
Ny Droit tena mora be zakany be sy ny maro.
NB: Ny olona tonga alohany le 5 janvier manao inscription dia misy fihenam-didy 20% droit.
Ka araraoty malaky fa voafetra ny toerana.
Toerana: DIEGO SUAREZ, ÉCOLE LAVIGERIE
Tél: 0325165479 ou 0341256708
WhatsApp 0326267030
AVERINA NY VOLANAO RAHA TSY MAHAY MITENY ANGLAIS IANAO NEFA NANARAKA TSRA NY TOROMARIKA NOMENAY IANAO.
01/11/2025
AMERRICAN SPOKEN ENGLISH COURS DIEGO SUAREZ.
LE 11 NOVEMBRE 2025 farany fandraisagna mpianatra ka aza tara ianao fa tena voafetra ny toerana.
Afaka misafidy ora ianao.
Matin: 8h jusqu'à 9h30
Soir: 18h15 jusqu'à 19h45.
Misy niveau rehetra, toy ny :
♥️ Débutant
❤️ Intermédiaire
♥️ Avancé
Misy koa formation:
👉 Enseignant
👉 Interprétation
👉 Guide touristique
👉 Perfectionnement.
Mandray Zaza, Tanora ary olon-dehibe.
CERTIFICAT INTERNATIONAL A LA FIN D'ÉTUDES 🌐🇺🇲
NB: Averina ny volanao raha tsy mahay ianao mianatra ato aminay nefa nanaraka ny toromarika rehetra namianay.
Lieux: LAVIGERIE DIEGO SUAREZ.
TEL: 0325165479 ou 0341256708
Whatsapp: 0326267030
🌐Our target is your success.🌐
08/10/2025
Hello DIEGO SUAREZ MADAGASCAR.
Ny SPOKEN AMERICAN ENGLISH SPEAKING COURS DIEGO dia misy fidirana vaovao ny 27 octobre 2025 hoavy izao.
Ho anao izay te ahay miteny anglais misosa kara efa américain regny,ho anao mianatra nefa tsy mety mahay natokana ho anao ity cours ity.
Ho anareo Ray amandreny ,tanora ,olon-dehibe mijery ivotoerana mahomby ary azo antoka fa mampahay miteny anglais tongava mianatra ato aminay fa tsy anenina ianao.
Mandray: Débutant ( olo mbola tsisy rahay)
.............: Intermédiaire( efa misy base fa tsy ampy)
............: Avancé (Olona efa mahay miteny fa te agnamafy tsara tsara kokoa)
Durée: 4mois niveau1.
Aminay ato koa misy formation ho anao te ho lasa:
👉 Mampianatra (avec stage)
👉Mpandika teny (avec stage)
👉 Guide touristique (avec stage)
Azahoanao ATTESTATION ET CERTIFICAT @ farany fianarana.
Ary misy DIPLÔME ET CERTIFICAT INTERNATIONALE koa ato aminay.
Ny horaires dia afaka misafidy tsara ianao misy Matin, après midi ary soir.
Ny saram-pianarana dia tsy mampitaha @ hafa fa natao zakany bé sy ny maro.
Ka tongava mianatra fa vonona andray ianao izahay ary vonona ampahay ianao ihany koa.
NB: AVERINA NAY VOLA NAO RAHA TSY MAHAY MITENY ANGLISY IANAO MIANATRA ATO AMINAY NEFA NANARAKA NY TOROMARIKA NOMENAY ANAO.
TOERANA: DIEGO SUAREZ. (Lavigerie)
Tél: 0325165479 ou 0341256708
WhatsApp 0326267030
Our target is your success💪.
17/09/2025
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Manana Abbel Sandross, Veronique Juvaniah Suzanella, Ronal Gemello, Valdez Mariella, Djaotoly Ghisl, Aïcha Ashadul, Thyriono Arson