01/05/2026
Ndao ndao eee🚨🚨🚨
Raha FSFLM kosa aloha annn!❤️
-Mitory ny tenin' Andriamanitra amin'izay Tsy mahalala e👀
- Miaina izany ihany koa nefany eo amin'ny fiainany andavan'andro✝️
- Miantso ny olona hanaradia an' Andriamanitra amin'ny fo Mary Sady mahatoky🙏
Ndao Ary !! amin'ity indray isika no haneho voninahitra an'Andriamanitra 🥳...amin'ny alalan'ny lasy TAFIKA MASINA LEHIBE "
Tongava maro Aby atsika🙏✝️❤️
31/03/2024
Tratran'ny p***a Fandresena oh🎉❤️
Mirary atsika ho sambatra🎉❤️
20/12/2023
Finaritra Ry Tily ô🤎..Ho ela velona Anie ny Tily eto Madagasikara...Arahabaina ihany KOA ise Izay nahatratra ny faha 99 taonanao androany🙏🙏
30/07/2022
"Fa izay manan-tsaina dia mahay manovo" Oha 20:5b
Miomana amin'ny LASY LEHIBE ny FIVONDRONANA faha IX ato Amin'ny FLM Antsiranana amina'izao fotoana izao..izay atao manomboka ny 11-16 Aogositra ho avy izao..
Entina am-bavaka izay rehetra ho kasaina atao😊😊
FIV 9
11/06/2022
Fivondronana Faha 9
Tarihin'ny président Mpivondronana
TODIZARA
Ary tonia Valegy Mikatroka sy ireo mpiandraikitra miara miasa amin y
Mpanazava sy tily
11/06/2022
Notanterahina Androany ny Carnaval lehibe manerana ny tanànan'Antsiranana🙌🎊🎉
Herin'andro faha 8 hoan'ny Mpanazava sy Tily eto Madagasikara Faritany DIANA
Mob teo @ hôtel de ville😇
DIANA
FIV9
10/06/2022
Fivondronana faha 9 sy ireo Mpiandraikitra sampana mavo
Manatanteraka ny Fanompoana😇 #"Fivondronana faha 9 Miray"👌💪
10/06/2022
Notanterahina omaly hariva tao FJKM Antseranana Fahazavana
Ny Herin'andro faha 6 hoan'ny Tily sy Mpanazava Eto Madagasikara Faritany DIANA.🙏🙏🎉🎉
Antsam-piderana isam-pivondronana❤
DIANA😇
FIV 9💪
08/06/2022
⚜️🌍 Rodorodo iraisam-pirenena 1st Africa Rover Moot 2023, maniry handray anjara ise ? ⚜️🌍
📅 15 - 23 Aprily 2023
📍 Nairobi, Kenya
Iza no afaka mandray anjara?
👉 Mpandray anjara amin'ny Moot: Ireo teraka teo anelanelan'ny Teraka teo anelanelan'ny 15 Aprily 1997 ka hatramin'ny 15 Aprily 2005 (18 taona - 26 taona)
👉 Mpitarika lasy na Équipe de service international (IST) : Ireo teraka tao alohan'ny 14 aprily 1997 (+26 taona)
👉 Mpiandraikitra na Contingent Staff : Teraka tao alohan'ny 14 aprily 1997 (+26 taona)
Dingana ho amin'ny fisoratana anarana:
- Misoratra anarana mampahafantatra ato https://www.scout.mg/skotisma/hetsika-iraisam-pirenena/
- Misoratra anarana fandraisana anjara ato https://www.scout.org/africamoot
04/06/2022
''Ny Hazo no Vanonko-lakàna ny tany Aniriany no tsara''✌😊
Nisokatra manomboka anio ny Herin'Andro ny TILY sy MPANAZAVA faritany DIANA😇🙏🙌
Andro voalohany: Fanadiovana ny tanàna
DIANA
01/06/2022
Miarahaba anareo Namana rehetra izay anisan'ny hanaraka ity Groupe ity🙌❤❤😇😇
Izahay moa izany no Tily sy Mpanazava ato amin'ny Fivondronana faha 9🎉
FLM Antsiranana
Ho hitanareo eto amin'ny pejy ny vao2 isan-karazany izay hita ato @ Fivondronana misy Anay..
Araho tsy tapaka❤