Centre d'Eveil des Enfants - Rayon de Soleil

Centre d'Eveil des Enfants - Rayon de Soleil

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Centre d'Eveil des Enfants - Rayon de Soleil, Childcare service, Morafeno, Antsiranana.

🌟 Crèche & Garderie, Préscolaire et Primaire à Diego-Suarez 🌟
🏠👶 Accueil bienveillant dès 3 mois à 6 ans
🗂️ Programme éducatif complet :
Jeux pédagogiques, éveil cognitif et activités créatives
🌿 Espace sécurisé avec encadrement professionnel

01/01/2026

🌟 𝗕𝗼𝗻𝗻𝗲 𝗮𝗻𝗻𝗲́𝗲 𝟮𝟬𝟮𝟲 ! 🌟

• Le Centre d'Eveil des Enfants - Rayon de Soleil souhaite une excellente année 2026 à tous les parents, aux enfants, à notre formidable équipe, ainsi qu’à toutes les personnes qui suivent et soutiennent notre page 💛

Que cette nouvelle année soit remplie de santé, de joie, de réussite et de nombreux sourires 🌈🌞

✨ Parce que "𝘭𝘦 𝘴𝘰𝘶𝘳𝘪𝘳𝘦 𝘥’𝘶𝘯 𝘦𝘯𝘧𝘢𝘯𝘵 𝘦𝘴𝘵 𝘶𝘯 𝘳𝘢𝘺𝘰𝘯 𝘥𝘦 𝘴𝘰𝘭𝘦𝘪𝘭 𝘲𝘶𝘪 𝘯𝘰𝘶𝘴 𝘪𝘭𝘭𝘶𝘮𝘪𝘯𝘦 𝘭𝘦 𝘤œ𝘶𝘳." ✨

• Ny Centre d'Éveil des Enfants "Rayon de Soleil" dia mirary taona vaovao 2026 feno fahasalamana, fifaliana ary fahombiazana ho an’ny ray aman-dreny, ny ankizy, ny ekipa, ary ho an’izay rehetra manaraka sy manohana ny pejinay 💛

Enga anie hitondra tsiky sy fahasambarana ho an’ny rehetra ity taona vaovao ity 🌈🌞

25/12/2025

Joyeux Noël à nos familles, à notre formidable équipe et à nos chers enfants. Que cette fête soit remplie d’amour, de joie, de paix et de beaux sourires 🎁✨

07/11/2025

🧸 Aujourd’hui, nos petits Rayon de Soleil ont joué au jeu “𝗦𝗶𝗺𝗼𝗻 𝗱𝗶𝘁”… mais guidés par une peluche magique !

Lalao tsotra nefa manampy betsaka amin’ny fahaizan’ny ankizy mihaino, manaraka toromarika, ary mihetsika amin’ny hafaliana 🌈💛

Une activité simple, ludique et pleine de rires. ✨



30/08/2025

Ny Rayon de Soleil dia manolotra fisaorana lehibe ho an’ny ekipam-pirenena BAREA noho ny ady nataonareo sy ny herim-po nasehonareo! 💚❤️

Na inona na inona vokatra, mahatoky sy mirehareha aminareo izahay.
Mankasitraka ny ezaka sy ny fahafoizan-tena nampisehoina ho an’i Madagasikara.

𝗠𝗶𝘀𝗮𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗕𝗔𝗥𝗘𝗔 !
Mandrosoa hatrany, Madagasikara! 🌞🇲🇬

Photos from Centre d'Eveil des Enfants - Rayon de Soleil's post 01/08/2025

Bonne vacance à tous les personnels du Centre d'Eveil des Enfants Rayon de soleil.
Merci 🙏 à tous .
Rentrée des educatrices 1er Septembre 2025.

27/07/2025

❤️❤️ ZAVATRA TSOTRA HO AN'NY RAY AMAN-DRENY, MAHAFALY NY ZAZA ❤️❤️

🥰Ny fahasambarana ho an’ny zaza dia tsy mitaky zavatra lafo vidy, fa mitaky fotoana, fanatrehana ary fitiavana avy am Parents🥰.

✅ “Miara-misakafo, mihaino azy, milalao 10 minitra... fahasambarana izany.”

✅ Ny teny hoe "Te hiaraka aminao aho, Neny na Dada" no fiteny fitiavana lehibe indrindra.
Ao am-pony ianao raha miteny izany izy. Tsy hoe satria ilainy ianao, fa satria tena tiany.

✅ “Rehefa mijery sy mitsiky aminy ianao, dia mahatsiaro tena ho manandanja eo imasonao izy.”
Zava-dehibe amin’ny zaza ny tsiky sy fijery feno fitiavana.

✅ “Fandrenesana: ‘Tena tsara ny nataonao zanako !’ dia toy ny valisoa lehibe indrindra.”
Ny fankasitrahana kely toy izany dia manorina fitokisana mandra-pahalehibe. Tsy voatery ho loka na vola hatrany.

✅ “Miaraka milalao, miara-mihomehy, mihirahira miaraka aminy... izany no fotoana tiany indrindra.”

❣️❣️ Zavatra TSOTRA izany fa fahatsiarovana lehibe ho azy

Inona koa ny zavatra tsotra ataonareo miaraka amin’ny zanakao nefa hitanareo tena mahafaly azy?🥰😍

Photos from Centre d'Eveil des Enfants - Rayon de Soleil's post 21/07/2025

🎲 L'IMPORTANCE DU JEU

Le jeu n’est pas qu’un simple divertissement, c’est un véritable apprentissage pour l’enfant !

📌 Lorsqu’un enfant joue, il apprend :

✅ Sa créativité et sa pensée se développent.
✅ Ses capacités de communication et de relation avec les autres s'améliorent.
✅ Il apprend à résoudre des problèmes et à prendre des décisions.

🕒 Offrez à votre enfant un moment dédié — même seulement 30 minutes par jour — pour qu’il fasse ce qu’il aime vraiment.

Par exemple : 🎨 peinture, 🏃 jeux en plein air, 🧩 puzzle, ou toute autre activité qui le stimule.

👉 Ce n’est pas du temps perdu, mais un précieux cadeau qui l’aidera à devenir un adulte compétent et confiant.

Photos from Centre d'Eveil des Enfants - Rayon de Soleil's post 21/07/2025

🎲 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔 𝗭𝗔𝗩𝗔-𝗗𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗟𝗔𝗟𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔

Tsy fialam-boly fotsiny ny filalaovana, fa fianarana lalina ho an’ny ankizy!

📌 Rehefa milalao ny zaza dia mianatra izy :

✅Mivoatra ny famoronany sy ny eritreriny.

✅Mihatsara ny fahaiza-miresaka sy mifandray amin’ny hafa.

✅Mahay mamaha olana sy mandray fanapahan-kevitra.

🕒 Omeo fotoana manokana ny zanakao — na dia 30 minitra isan’andro aza — mba hanaovany ilay zavatra tena tiany.

Ohatra : 🎨 sary hosodoko, 🏃 lalao any ivelany, 🧩 puzzle, na zavatra hafa manentana azy.

👉 Tsy fotoana very io fa fanomezana sarobidy hanampy azy hitombo ho olon-dehibe mahay sy feno fahatokisan-tena.

19/07/2025
03/07/2025

Fotoana ny vacance zao, ity misy vahaolana atolotray eto @ Centre d'Eveil des Enfants Rayon de Soleil, Morafeno lalana pavé Assany ticket Morafeno, mba hialana kely @ fijerena écran.
🔥 Cahier MAGIQUE ÉDUCATIF 🔥
📚 Pack 4 livres : alphabet, nombres, mathematique, dessin.
🔁 réutilisable à volonté: les ecritures disparaissent 5-10 minutes.
👶 à partir de 3ans : idéal pour l’apprentissage
✍🏻 calligraphié : règle les soucis d'écritures
🧠 développe la mémoire de l'enfant
📋 en papier dur : rigide pour plus de durabilité
🎨 à couleur vif : ‼️ La version originale‼️
📐 Dimension du livre 19 x 13cm
🎁 1 porte stylo + 05 recharges d’encre + 1 correcteur de doigt offert.
Prix Mp
contact 0321230386 ou directement au Centre d'Eveil des Enfants-Rayon de Soleil Morafeno

26/06/2025
Want your school to be the top-listed School/college in Antsiranana?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Morafeno
Antsiranana
201