Cours LSAE Madagascar

Cours LSAE Madagascar

Share

To help the young Malagasy people to speak English

Photos from Cours LSAE Madagascar's post 16/05/2026

Te ahay hiteny Anglais ve ianao ?

Misy fidirana vaovao zahay ato @ LSAE amin’ny 25 Mai hoavy zao hoan’izay liana te ahay Anglais malaky.

Cours du soir 18:30-20:00
Rentrée: 25 Mai 2026
Contact: 032 47 788 97
Lieu: CEG de Reference
Mianatra 5fois par semaine lundi au vendredi

Droit: 100.000ar fa tsy misy ecolage jusk anao mahay

Tsy ho diso fanantenana ianao mianatra ato ary afaka manotany tsara amin’izay efa nandalo tato

Photos from Cours LSAE Madagascar's post 09/05/2026

Congratulations guys !
It was great to see your enthusiasm ❤️
Keep moving guys 🙏🙏🙏
God bless you ♥️

25 Mai fidirana vaovao ato @ LSAE
032 47 788 97

Photos from Cours LSAE Madagascar's post 27/04/2026

Hello everyone !
Misy fidirana vaovao zahay ato @ LSAE amin’ny faran’ny volana May hoan’izay liana te hianatra Anglais. Cours du soir 18:30-20:00

Rentrée: 25 Mai 2026
Contact: 032 47 788 97
Lieu: CEG de Reference
Mianatra 5fois par semaine lundi au vendredi

Droit: 100.000ar fa tsy misy ecolage jusk anao mahay@super fansDarck Dit Brïgûël

Photos from Cours LSAE Madagascar's post 10/04/2026

LSAE Mahajanga

I am so proud of the community we are building here together. Thank you, not just for signing up, but for showing up every week with a positive attitude and a willingness to learn. Seeing you help each other, laugh at your mistakes, and gain confidence is the best part of my job. You are all doing an amazing job.

This club is becoming a special place, and it's because of you. So if you know anyone else who wants to be part of a great community and improve their English, please invite them to join us. We'd love to welcome them into our group.

Thank you for being such wonderful students

23/03/2026

Maromaro aminaroe eto Sambavany no nangataka ny hisolafan’ny LSAE (Lets Speak American English) eto ka nivaliako havy hatrany izany fangatahanareo izany ka dia misokatra ny LSAE eto Sambava ary 27 Avril hoavy zao ny fanombohany. Toerana ianarana dia ao amin’ny EPP Sambava centre devant ny Gendarmerie.
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ny numero 032 47 788 97 na miditra mp amiko direct. Aza misalasala fa miavaka izany LSAE zan@à la une methode fampianarana. @à la une

Photos from Cours LSAE Madagascar's post 22/03/2026

Vita soa amantsara ny sortie de promotion ny LSAE eto Antalaha. Isaorana ianareo Raiamandreny tamin’ny fatokisana zahay ato amin’ny LSAE Madagascar. Isaorana hiany koa Harison Zino izay namolavola azy ireo. Aza misalasala mandefa ny zanakanaroh hianatra ato aminay fa tsy hampanenina Antsika Raiamandreny satria 2vola fotsiny de fa ahitantsika vokatra tsara ♥️

Photos from Cours LSAE Madagascar's post 02/03/2026

Vita soa ny fotsidihana sy fianarana Technique de guidage amin’ny andiany voalohany izay nataon’ny mpianatra LSAE. Tsingy rouge ny destination magnaraka amin’ny herinandro ambony. Isaorana zokibe Julson tamin’ny fampianarana.💕

17/02/2026

Misy fidirana vaovao izahay ato @ Let’s Speak American English (LSAE) ny 09 Mars 2026 zao.

🙏cours du jour 12:15-13:45

🙏Cours du soir 18:30-20:00

👏Mianatra Lundi au Vendredi (5fois par semaine)
👏Droit: 100.000ar fa tsisy écolage
👏Misy attestation sy Certificat
👏Lieu CEG de Reference ambadiky stade ataoko ao @ commentaire ny sary
👏Mahazo 1.000.000ar izay major
👏Document rasaina gratuit

❤️Mitondra sary tapaka 2 agnamboaragna badge sy atao @ fiche d’inscription

Tongava maro fa tsy manenina anao mianatra ato aminay

Contact: 032 47 788 97
@à la une

04/02/2026

Hisy fandraisana mpianatra vaovao zahay ato amin’ny LSAE amin’ny farany volana février ity
032 47 788 97@super fans

Want your school to be the top-listed School/college in Antsiranana?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antsiranana
201