10/08/2022
Blanche - Neige
Sagesse - Connaissance - Réussite
Ho antsika eto Antsiranana sy ny manodidina, sahiran-tsaina ve ianao mitady sekoly hoan'ny zanakao,
Afaka manatona ny Sekoly Blanche-Neige ianao.
Ireto avy ny Kilasy misy ao: PS, MS, GS, CP, CE1, CE2, CM1, CM2, 6ème, 5ème, 4ème.
Ny Saram-pidirana sy ny saram-pianarana dia mirary.
Ho fitsinjovana ny Ray aman-dReny, dia, ny Sekoly ihany no miantoka ny documents, t-shirt ary ny blouse hoan'ny kilasy rehetra.
Hoan'ny Kilasy 11ème mijotso, dia ny Sekoly no miantoka ny fitaovam-pianarana rehetra.
Mampianatra amin'ny teny frantsay ny Sekoly.
Ny mampiavaka ny Sekoly:
• misy cantine scolaire
Manao informatika manomboka ny Kilasy 6ème,
Sekoly maitso (fambolen-kazo)
Asa tanana ora 1 isa-kerinandro
Manana laboratoire ihany koa hanaovana fampiharana ny lesona.
Raha mila fanazavana ianao, dia afaka miditra MP na miantso ny numéro : 032 85 235 46/ 032 92 640 13
Na manatona avy hatrany ny Sekoly ao ambadiky ny OTIV Mahavonjy Gymnase, 70m miala amin'ny arabe miantsinana.
Manomboka ny Alatsinainy 8 aogositra 2022 ny fanoratana anarana.
Voafetra ny toerana.