American English Teaching For You

American English Teaching For You

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from American English Teaching For You, College & University, Ambilobe, Antsiranana.

15/12/2023

Get ready for Our new Step in New Year 2024 😊❀

See you 😘

26/07/2022

With my Friends and all πŸ™ƒπŸ₯°

28/04/2022

πŸ‡¬πŸ‡§You Will never win πŸ’ͺ🀨
If you never Begin πŸ’πŸ₯²

And You cannot Do it
You Will never Try 😌,πŸ‡¬πŸ‡§

Tsy afaky ny Handresy mihitsy ianao πŸ’ͺ🀨
Rah tsy mbola nanomboka

Tsy ho vitanao izany io
Raha tsy handramanao mihitsy 😌

08/01/2022

Salut jiaby πŸ‘Š
fiantombohan'ny taona 2022 izao dia Fantatra fa betsaka amintsika ny manana Tanjona lehibe sy tsara 😊 , T'en mahafinaritra tokoa izany !
Tena miezaka sy Mamono tena mihitsy isika MBA hanatsarana izany ho avy izany
Kanefa β›”
Misy zavatra tokony tena hianarana aloha , mialoha ianao hanao vinavina s'y tanjona izany :
Tsy inona akory izany fa

πŸ‘‰Mila mahay miaina ny andronao androany ianao
πŸ‘‰ Mianara Mankasitraka izay mety hiseho am andronao androany ,hankasitrao izao miseho anio !
πŸ‘‰ Ataovy antsaina fa Andronao fona ny andro androany na dia toa misy zavatra tsy ampoizinao hitranga aza 😱

Mianara Miaina s'y Mifaly Ny andronao

Photos from American English Teaching For You's post 11/12/2021

Wish you all to have a Nice dream πŸŒ‘β€
Mirary atsika rehetra hanonofy Mamy πŸŒ‘ ❀

I wish to everybodyπŸ‘‹ , to have a incredible night . All of us know that We're so exhausted of our hard work and jobs , perhaps study too for those who are still students ..
This night lets you think more and brings to think which wrong things have you done during this week and you are let to improve jour mistake again 😍
So , Let's all think our owns and Show thΓ© correction by ourserlves

Mirary torimaso sambatra sy nofy Mamy ho any rehetra eh
Hiara-mahalala fa samy reraky ny erinadrony avokoa isika , teo am asa , s'y fianarana ho an'izay mpianatra

Koa ity alina ity dia natokana hisainana ireo lesoka (defaut )jiaby izay vitantsika
Ary indrindra indrindra alina izay natao handiniana ny tokony atao ary hanehoana fa afaka manao ny tsara isika ☺

Koa Samia ary misaina Ny azy eh 😍

Want your school to be the top-listed School/college in Antsiranana?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Ambilobe
Antsiranana