24/04/2022
🇲🇬🙏 FANGATAHANA FA EFA AKAIKY NY FIFANINTSANANA CAN
Omeo tantanin'i Faneva Ima ny baolina kitra eto Madagasikara mandritra ny fotoana voafaritra hanomanana ny CAN. Omeo fahaleovantena tanteraka izy. Izy no mifidy ny ekipany anaty fitantanana, tahaka ny nandreseny lahatra ireo barea nahazoana nandray anjara tamin'ny CAN taloha iny. Aza jabahana politika izay ataony anaty fepotoana fohy ity hanomanany CAN. Jerena ny vokatra.
🙏Mba omeo toerana ny tena tao anaty baolina kitra, efa hita fa tsy nahomby sy be korontana ny mpahay baolina ambony latabatra. Aleo izay tena mpahay baolina ankianja indray no hitantana dia jerentsika.
ALEFA BAREA🇲🇬 IZAY MANOHANA ITY AOKA HIZARA
Andriatsima Faneva Ima , raha hanaiky ianao🙏
© Malagasy ve ianao
06/03/2022
22/02/2022
02/01/2022
01/01/2022